Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 Am5: x2x21x Bbm5: x3x32x Bm5: x4x43x C': x5555x C: 0x2010 Dm : 2x3231 Em: 4x5453 Em/Bb:x3535x Fm: xx3111 F/A: x23211 F': xxxx11 G: x03430 G': x0000x G": xxxx33 Fampidirana Dm G C Bb-A Dm G G'-Am5-Bbm5-Bm5 G C F'-G" Tonony 1 C' Em/Bb A Toa tsy ho ela dia ho foana izao tontolo izao Dm Fm G Soa ihany aho fa niantso, nahalala anao Em Em/Bb F/A Fa teny amoron-kady ny antsana no tazana Dm G C Nitodika aho nitady tsy sandry hiantsampazana F'-G" Tonony 2 C' Em/Bb A Ny manodidina ahy toa moana sy pokaty Dm Fm G Ny hatsaram-panahy nandositra sa maty Em Em/Bb F/A Na ny fitserana aza lasa nandao koa ny fo Dm G C Tsisy teny hahalaza ny alaheloko Fiverenana Dm G' Indrisy ny fitiavan-tena C Bb-A Ny loharanony malo_to Dm G' Tsy mety ritra tsy hay fefena G-Am5-Bbm5-Bm5 G C Ka lasa rano fisotro Dm G Tsy misy atahorana C Bb-A Hitsakitsahina daho_lo Dm G' Nahilika nodorana G'-Am5-Bbm5-Bm5 G C Ny fahendren’ny ntaolo F' G" Tonony 3 C' Em/Bb A Fa tonga ianao nivatsy finoana sy fitiavana Dm Fm G Handresy ireo ratsy, hampiray hampihavana Em Em/Bb F/A Ka ny fitiavana no hasetriko ny sompatra Dm G C Ny manodidina ahy ny fony iriko hisokatra Fiverenana Dm G' Fa tsisy lalan-tsarotra C Bb-A Na fitsapana mety handa_vo Dm G' Fa ao hitsinjo hanavotra G'-Am5-Bbm5-Bm5 G C Andriamanitra Avo
Tag Archives: mahaleo
Vita Hatreo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Capo: 2 Tendry Gasy (CGDGBE) A: x2222x Bbdim:x32322 Bm: x4443x B: x44446 C: 0x2010 Cadd9:x0203x D2: xx0230 Em: 4x5453 E*: xx2xxx F#*: xx4xxx G: x0000x (x00003 @ intro/fiv) Fampidirana (2x) D2-D-D2 G Tonony 1 D2-D-D2 D Tsy ady, tsy fifamaliana Bbdim Bm Bm-A-G A Tsy hita izay teo D2-D-D2 D Tsy hita intsony ianao, nangina Bbdim Bm Bm-A-G A Fa inona no niseho E*-F#* Tetezana Em Taratasy, taty aoriana B Em Nilaza fa vita hatreo D--C Oh oh Fiverenana C D G G-D-G Hay moa ka kilalao C D Em Napetrapetrakao C D G G-D-G Toa sangy, vazivazy C D Em Hany ka rava ho azy
Solo: Cadd9 D2 G Cadd9 D2 Em Em C D2 G (2x) Tonony 2 D2-D--D2 D Fa fitia niredareda Bbdim Bm Bm-A-G A Tsy toy ny nahazatra D2-D--D2 D Fa toa raozy soa sy ngeza Bbdim Bm Bm-A-G A Tsisy tsilo handratra E*-F#* Tetezana Em Hay fitia tsy nateza B Em Alahelo tsy omby tratra D--C Oh oh Fiverenana (2x) C D G G-D-G Hay moa ka kilalao C D Em Napetrapetrakao C D G G-D-G Toa sangy, vazivazy C D Em Hany ka rava ho azy
Maso Mifanojo (Dadah Rabel)
Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Rija Ramanantoanina rehetra:
Rija Ramanantoanina
Tendry Gasy (CGDGBE) Am: x22210 A: x2222x A/C#:x67655 Bb: x3333x C: 0x2010 C/D: 2x201x C/D#:3x201x C/E: 4x2010 C/G: x02010 Dm: 2x0231 D/F#: 6xx775 Em: 4xx453 E: 4xx454 E/G#:x12100 E/G#':8xx997 F: 557565 G: x03430 G/B: x45433 Fampidirana Am (2x)
Tonony 1 Am A G Dm Vao injay nifanojo, ireto fijery G G/B C Dia tsapako aho fa tojo, fitia tena mahery E-D/F#-E/G#' F Em Dm Toy ny varatra mipoaka C C/E C/G Bb A Nefa andro tsisy orana Dm Toa misafoaka G C Ny foko may toy nodorana E-D/F#-E/G# Tonony 2 Am A G Dm Ireo hafa nanodidina, sy ireny vorivory G G/B C Toa zary tandidona, tsisy hitako akory E-D/F#-E/G# F Em Dm Nanitona ahy tsy namela C C/E C/G Bb A Ny masonao no hany tazako Dm Toy ny efa ela G C C-C/D-C/D# Izy ireo no nandrasako Fiverenana E F'ianao nitsirika ahy E E/G# Am Somary nitsipalotra A Te hibanjina tsy sahy A/C# Dm Tsy te hijery maharitra G Fa nifanandrify kosa G C Bb A Tsy ela nefa tsapako Dm G Fa tena tontosa C Tiako ianao rahavako
E-D/F#-E/G#' Am (2x)
Tonony 3 Am A G Dm Raha toa mba tena izaho ilay voafidy G G/B C Ahitsio ny masonao ka aza avela hihidy E-D/F#-E/G#' F Em Dm Ny masoko dinihina C C/E C/G Bb A Dia ho hitanao tsa_ra Dm F'ianao no tiana G C C-C/D-C/D# Mamy fa anjara Fiverenana E F'ianao nitsirika ahy E E/G# Am Somary nitsipalotra A Te hibanjina tsy sahy A/C# Dm Tsy te hijery maharitra G Fa nifanandrify kosa G C Bb A Tsy ela nefa tsapako Dm G Fa tena tontosa C Tiako ianao rahavako E-D/F#-E/G#'-A
Volasoa (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Open G (DGDgbd) C/G:x0201x C/G': x02012 Cadd4:x02013 D: 020230 G: x00000 G6: x00055 G7: x00033 G7': x03033 Fampidirana (2x) G-C/G'-G-C/G-G (2x) G-C/G'-G7 G7-G6-C/G' Cadd4/G-C/G G Tonony 1 G C/G G C/G Gagagaga ianareo, gagagaga tokoa G C/G G D Raha tantaraiko anareo ny tantaran i Volasoa G G C/G Kanefa kanefa, aza atao manafitohina D G Fa mba tantara tantarany a G-C/G'-G-C/G-G (2x) G-C/G Tonony 2 G C/G G C/G Mivarobarotra eny an-tsena eny G C/G G D Izany mantsy no mba asan'i kalakely G G C/G Kanefa, kanefa, tsy manana entam-barotra D D G Fa ny tenany ihany no mba varotra
G-C/G'-G-C/G-G (2x)
Fiverenana (2x)
G7' C/G'
Volaso____a
G
Ampelasoa
Tetezana (solo)
G-C/G'-G7 (3x)
G7-G6-C/G'
Cadd4/G-C/G G
G-C/G'-G-C/G-G
G-C/G'-G7 G7-G6-C/G' G-C/G
Tonony 3 G C/G G C/G Ao koa anefa ireo zay tena mividy G C/G G D Misy koa aza miady varotra G G C/G Varotra tsy raikitra hono tsy maharatsy fihavanana D D G Ka lavin'i Volasoa satria azony lavina G-C/G'-G-C/G-G (2x) Fiverenana (2x) G7' C/G' Volaso____a G Ampelasoa G-C/G'-G-C/G-G (2x)
Tonony 4 G C/G G C/G Firy taona izay no nanaovany ny asany G C/G G D Hatrizay, hatrizay, dia velony ny tenany G G C/G Manaja ny asany raha i Volasoa D D D G Manaja azy avokoa ry zareo ao Ambohimiandrisoa G-C/G'-G-C/G-G Fiverenana (2x) G7' C/G' Volaso____a G Ampelasoa
G-C/G'-G7 (3x)
G7-G6-C/G'
Cadd4/G-C/G G
G-C/G'-G-C/G-G
Fiverenana (2x)
G7' C/G'
Volaso____a
G
Ampelasoa
Raozy (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Capo: 2 B7: x21202 B: x24442 C#: x46664 F#: 2x4322 F: 1x3211 G: 3x5433 G#: 4x6546 Fampidirana E F# A F# B7 B7-E E F# G F# F B7 Tonony 1 E F# O raozy raozy e, raozy kely maty aho a A B7 Nahoana ho aho ianao, no tsy mety mody A B7 E Mankaty amin’ny tranonay Tonony 2 E F# O raozy raozy e, raozy kely any an-tsaha A B7 Avia vetivety aty aminay fa A B7 E Amboleko etsy an-tokota_ny
Tonony 3 F# F# F# Tsy tiany, tsy tiany e ny tokotaninay A B7 Satria ny tokotaninay dia A B7 E Misy zezi-bazaha Tonony 4 F# F# F# Tsy tiany, tsy tiany e ny an-tranonay A B7 Satria rehefa tonga ao izy A B7 E Dia gadraina ao anaty vazy Fiverenana C# F# Aminareo izay tady haka B B Tsy mijery tsy mitsiky B G# Tsy miteny izy ho oa C# F# Aminareo izay tady hitondra B B Tandremo tandremo B E Sao dia maratra ho oa F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a G F# E Nahoana ho aho ianao no dia masiaka F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha G F# E Manana tsilo ananki-telo
Tetezana
E F#
Ô ...O
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
E F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Tonony 5 F# F# F# Ny volony ny volony, dia volo mahafatifaty A B7 Vokatra tsara tahaka ny bozaka A B7 E Maniry eny an-tsaha Tonony 6 F# F# F# Ny masony ny masony, dia maso mahafatifaty A B7 Mahita ny zava-miafina A B7 E Izay afenina azy
Tonony 7 F# F# F# Ny orony ny orony, dia orona mahafatifaty A B7 Mahalala ny rivotra tsara A B7 E Izay tokony hiainana Tonony 8 F# F# F# Ny vavany ny vavany, dia vava mahafatifaty A B7 Mahasahy miteny ny marina A B7 E Izay tsy azo lazaina Tonony 9 F# F# F# Ny sofiny ny sofiny, dia sofina mahafatifaty A B7 Heno ny vaovao A B7 E Izay hafenina azy Fiverenana C# F# Aminareo izay tady haka B B Tsy mijery tsy mitsiky B G# Tsy miteny izy ho oa C# F# Aminareo izay tady hitondra B B Tandremo tandremo B E Sao dia maratra ho oa F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a G F# E Nahoana ho aho ianao no dia masiaka F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha G F# E Manana tsilo ananki-telo
Tetezana
E F#
Ô ...O
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
E F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Tonony 9 F# F# F# Ny tratrany ny tratrany, dia tratra mahafatifaty A B7 Afaka manome ronono velona A B7 E Ho an’ireo zaza tsy ampy sakafo Tonony 10 F# F# F# Ny kibony ny kibony, dia kibo mahafatifaty A B7 Afaka manome zaza A B7 E Ho an’ireo izay tsy mba manana
Tonony 11 F# F# F# Ny tanany ny tanany, dia tanana mahafatifaty A B7 Enjankenjana tsara A B7 E Sady be bokon’hozatra Tonony 12 F# F# F# Ny tongony ny tongony, dia tongotra mahafatifaty A B7 Vakivaky ny andro vao maraina A B7 E Sy ny fotaka eny an-tsaha Fiverenana C# F# Aminareo izay tady haka B B Tsy mijery tsy mitsiky B G# Tsy miteny izy ho oa C# F# Aminareo izay tady hitondra B B Tandremo tandremo B E Sao dia maratra ho oa F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a G F# E Nahoana ho aho ianao no dia masiaka F# F# F# O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha G F# E Manana tsilo ananki-telo
Tetezana/Famaranana
E F#
Ô ...O
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
E F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
A B7 E -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Sariaka (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Tonalite: G (Capo: 2) Open G (DGDgbd) C/G: x02012 Csus4(add9): x5056x D5: 020230 G: x00000 Fampidirana C/G G D5 (3x) C/G G Tonony 1 D5 C/G G D5 C/G G Oh Sariaka ny fitsikinao D5 C/G G D5 C/G G Dia mibaliaka manodidina anao D5 C/G G D5 C/G G Mampisokatra fijery sy ny saina teritery D5 C/G G D5 C/G G Mampamoa varavarana izay malaina namana Fiverenana D5 C/G G D5 Mahavariana ahy, mahavariana ahy e D5 C/G G G D5 Csus4 Ny nazakanao ahy, amin'ny tsikitsikinao e Tonony 2 C/G G D5 C/G G Oh Sariaka mety va ianao D5 C/G G D5 C/G G Hiaraka isika ho any Ambalavao D5 C/G G D5 C/G G Mifampitositosy anaty taxi-brosy D5 C/G G D5 C/G G Mampiondakondana lalana miolakolana D5 C/G G D5 C/G G Tsy lavitra ny dia, rehefa mifankatia D5 C/G G D5 C/G G N'aiza n'aiza aleha, dia vetivety be Fiverenana D5 C/G G D5 Mahavariana ahy, mahavariana ahy e D5 C/G G G D5 Csus4 Ny fitondranao ahy, amin'ny tsikitsikinao e Tonony 3 C/G G D5 C/G G Oh Sariaka mila kafe mafana izao D5 C/G G D5 C/G G Tonga soa isika maraina eto Ambalavao D5 C/G G D5 C/G G Manitra ny kafe gasy, nasiana siramamy gasy D5 C/G G D5 C/G G Tapaky ny kopy vy fa nofenonao fitia Fiverenana D5 C/G G D5 Mahavariana ahy, mahavariana ahy e D5 C/G G G D5 Csus4 Ravoravo ny fanahy, amin'ny tsikitsikinao e Tonony 4 C/G G D5 C/G G Tsara ny mofo gasy, ka aza milasilasy D5 C/G G D5 C/G G Tsisy fady fa tena fy sahazan'ny mpifankatia Fiverenana D5 C/G G D5 Mahavariana ahy, mahavariana ahy e D5 C/G G G D5 Csus4 Ravoravo ny fanahy, fa tsena ny eto Ambalavao e
Famaranana
C/G G D5
Oh Sariaka
Voasary (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Open E (EBEg#be) Open D (DADf#ad) - Capo 2 Raha tsy mahazaka Open E ilay gitara ataovy Open D sy Capo 2 no ampiasana) A: 555555 B: 777777 B': xx7777 D: (10)(10)(10)(10)(10)(10) E: 000000 E': 00(12)(12)(12)(12) F#:222222 Fampidirana E' D A B' A E (2x) A-B'-A-E (2x) Tonony 1 E' D A Iny izy fa tazako eny an-tampom-kavoana A B' Mamikavika mafy ery ambany ery a E A Mitofatofa amin’ ny zipo A E A-B'-A-E Zipo lavany Tonony 2 E' D Fafazan’ ny orana avy any atsimo izy A B' Tohan’ ny rivotra tsy avelany mandeha E A Mavitribitrika anefa izy A E A-B'-A-E Mitaingina ny kapany Tonony 3 E' D Na dia misy aza ny fiakarana mideza A B' Izay miandry azy atsy aloha atsy a E Mavitribitrika izy e A E A-B'-A-E Hamangy ilay malalany Fiverenana (2x) E F# Ny famindrany amin’ izay e B E Manaraka ny fitempon’ ny fony a A-B'-A-E Tonony 3 E' D Midobodoboka ny fony D A Midobodoboka aok’ izany A B' Rehefa tonga teo am-baravarana E Nandondona indroa izy e A E A-B'-A-E Nefa tsy nisy namaly Tonony 4 E' D Saika handondona fanintelony izy A B' Nivoha anefa ny varavarana E Ka nampandrosoiko izy e A E A-B'-A-E Tato an-trano Fiverenana (2x) E F# Mangetaheta anefa izy e B E Dia notolorako voasary A-B'-A-E Tonony 5 E' D Somary gaga anefa izy D A Nijery ilay voasary A B' E Voasary efa vita vaofy no nomeko azy E A Nanontany ahy izy e A E A-B'-A-E Nankaiza ny odiny Tonony 6 E' D Be mpaniry mantsy io voasary io A Zay tonga ato an-trano B' Dia mihinana ny odiny E A Ny fonin’ ilay voasary anefa A E A-B'-A-E Tsy nomeko an’ iza n’ iza Fiverenana E F# Natokako ho anao e B E Ny fonin’ ilay voasary a A-B'-A-E E F# Natokako ho anao e B E Ilay voasary mamy an A-B'-A-E
Fiainan’Antananarivo (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Capo: 1 Open G (DGDgbd) C: x55555 D: 077777 F: x(10)(10)(10)(10)(10) G: x0(12)(12)(12)(12) na x000(12)(12) Fampidirana D G F D (2x) Tonony 1 2x G Manimanina ny any aminay izaho e G D Manimanina te-hody --------------------------------- D F Ny foko izay malahelo F G Tsy haiko ny hanaovana_azy G F C G Izaho tsy manam-bola handehanana hody (2x) D Tonony 2 G Efa tonga efa ela be ’zaho e G D Teto Antananarivo D G Nikarama efa ela be ’zaho e G D Teto Antananarivo D F Nefa dia hatramin’ izao F G Tsy nahangona vola firy G F C G Ny frais mbola tadiavina e, k’aleoko mijanona (2x) Tetezana 2x G F Mahatsiaro ny any aminay aho ry nama G F G Dia te hody, dia te hody a ------------------------------------ G F G Fiainan’ Antananarivo hiara-malala G F G Fa tsy te mahatamana G F G Fiainan’ Antananarivo hiara-malala G F G Fa tsy te hahalala G F G Mitsakaraka vola isan-andro ka mandreraka F G Ka mandreraka G F G Samy maka ho azy daholo, tsisy iainana F Tsisy iainana Famaranana 2x C G C O ry akamako a , omeo korazy aho C G Fa mitady ho reraka ---------------------------------- C G C O ry akamako a , omeo korazy aho C G Mba ho entiko hiady an C G C O ry akamako a , aza avela ho irery aho C G ’Ndao mba hiaraka C G C O ry akamako a , aza avela ho irery aho C G Tsara raha miaraka Tonony 1
Madirovalo (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo Open G (DGDgbd) Bm/G: 0×07(12)(12) C/D : 0×0555 D: 0×0777 D7 : 0×07(10)(10) G/D: 0×0789 G6/D: xx0987 D': G/D-D-G6/D-D Fampidirana 2x D-G/D-D7-G/D D-G/D-D-G/D-D ------------- 2x Bm/D-D7-G/D-D ------------- 2x D G/D-D-D7 D-G/D-D7-G/D D-G/D-D (2) ------------- D C/D D D' Tonony 1 D D Nalefa stagy tao Madirovalo D D Ny mpianatrin'ny universite D7 Nalefa stagy izy ireo G/D D Handinika ny zava misy a Tonony 2 D D Maromaro ireo zava misy D D Hitany zareo tao Madirovalo D7 G/D D Anisan izany tantaran i Adamalandy D' C/D D Tantara marina izany lerony a Tonony 3 D D Misy biby tsy azo jerena D D Ary izay mahita tsy mahazo manambara D7 Biby be angamba D7 G/D G/D Bibilava ao anaty honahona feno bararata Tonony 4 D D Nisy vahiny valovotaka efa mpaka-bararata D7 D7 G/D Tsy naharitra fa nitatara tamin'olona o G/D D Toerana nisy 'lay biby D' C/D D D' Niharan-doza oa ny vady aman-janany Fiverenana (2x) D D Zany no zomban'Anelobe D D Loharano madio G/D G/D Manondrak'ilay honahona C/D D 'Lay toerana fady a 2x D-G/D-D-D7 D G/D D7 G/D D G/D D Na na na na na na na ------------------------------ C/D D Tantara marina izany lerony a Tonony 5 D D Mizara roa ary ny fitondrana D D Ao amin ny firaisan i Madirovalo D7 D7 Nizara roa izy 'reo G/D G/D Nefa samy mitondra vahoaka Tonony 6 D D Ny iray fitondram-panjakana D D Izay ho entin'ny lehiben'ny firaisana D7 G/D D Ny faharoa dia ny fitondran'ny razana D' C/D D D' Ka i Adamalandy no nitondra any 'zany a Fiverenana D D Zany no tromban'i Madirovalo D D Any Ambato Boeni G/D G/D Tromba mitondra vahoaka C/D D Sady tromba ho entim-bahoaka
2x
D-G/D-D-D7
D G/D D7 G/D D G/D D
Na na na na na na na
------------------------------
C/D D
Tantara marina izany lerony a
Tonony 7
D D
I Adamalandy dia mpanjaka mena
D D
Taranak ireo mpanjaka taloha
D7 D7
Izy no ray amandrenin'ny tanana
G/D G/D D
Mitantana ny fomban-drazana
Tonony 8 D D Ireo mpianatra avy any amin'ny D D Avy any amin ny universite D7 D7 Tsy naharitra fa nangata pitahiana G/D G/D D Sy trodrano amin i Adamalandy D' C/D D D' Tao anatin ny zomba no nanaovan'izany a Fiverenana (2x) D D Zany no zomban'Anelobe D D Fangatahim-pitahiana G/D G/D Fanahin ireo razam-be C/D D No mipetraka ao a D D Zany no zomban'Anelobe D D Fangatahim-pitahiana G/D G/D Fanahin ireo razam-be C/D D Toa mbola mitahy a 2x D-G/D-D-D7 D G/D D7 G/D D G/D D ------------------------------ C/D D Tantara marina izany lerony a
Tonony 1 & 2
Taxi-Brosy (Dama)
Hiran'i Dama rehetra: Dama Open G (DGDgbd) Tonalite: C C: x55555 D: x77777 F: x(10)(10)(10)(10)(10) G: x00(12)(12)(12) Ny F dia tendrena F-G-F (G:x00000) Fampidirana C D G F Tonony 1 C D G F Ianao avy any atsimo C D G F Handeha hianavaratra C D G F Ny fonao tsy manadino C D G F Hamangy ireo havana Fiverenana C D G F Soa fa misy fiara e C D G F Mitety an’ i Madagasikara C D G F Ireo taxi-brosy C D G F Mampifandray ny mpianakavy
Tonony 2
C D G F
Ianao avy any havaratra
C D G F
Handeha hianatsimo
C D G F
Hamangy malala
C D G F
Any ambanivolo
Fiverenana
C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
C D G F
Mampifandray ny mpifankatia
C D
Tetezana D D Madagasikara, tany midadasika D Mifanalavitra be ny toerana D Ny fitaterana mbola sarotra D Ny lalana tsy maharaka D Ilaina fanamboarana D Ilaina fanitarana D Raha tsy izany ny fifandraisana D Manjary fifandrafesana C D G C D G F Ooo Eny e Tonony 3 C D G F Ianao avy any andrefana C D G F Handeha hiantsinanana C D G F Mitondra voan-dalana C D G F Dia ny fitiava-namana
Fiverenana
C D G F
Soa fa misy fiara e
C D G F
Mitety an’ i Madagasikara
C D G F
Ireo taxi-brosy
C D G F
Mampifandray 'reo 'zay miara-dia
Tonony 4 C D G F Ianao avy antsinanana C D G F Handeha hiankandrefana C D G F Hila ravinahitra C D G F Any amin’ ny tany tsy mbola fantatra Fiverenana C D G F Soa fa misy fiara e C D G F Mitety an’ i Madagasikara C D G F Ireo taxi-brosy C D G F Mampifandray ny fomban-tany C D Tetezana D D Ny mponin’ i Gasikara, maro karazana D Samy hafa ny fihaviana D Samy nandeha lakana D Nanjary tafahoana D Iray fonenana D Iray tanindrazana D Ny ranomasina manodidina D Vao maika nampitambatra C D G C D G F Ooo Eny e Tonony 5 C D G F Na dia mbola tsy ampy C D G F Ny lalana mampitohy C D G F Izay mampifandray C D G F Antsika Malagasy Fiverenana C D G F Soa fa misy fiara e C D G F Mitety an’ i Madagasikara C D G F Ireo taxi-brosy Fiverenana (2x) C D G F Mitondra olona tsy mialon-jafy C D G F Mampifandray ty Nosy