Key: Ab Intro: Ab.... Bb/Ab..Eb/G..| Db/F..Ab/Eb.. Dbmaj9..Cm7..| Bbm7..Bbm7/Eb.. Verse Ab Eb/G Vao ianao no hitako Db Ab ...Dia fantatro fa tiako Bb/Ab Eb/G ...Hany ka tsy vitako Dbmaj9 Ab/C Bbm7 Bbm7/Eb-Eb Ny hanohy ny diako, tsy hijery anao Chorus Fm Eaug Ab/Eb Dm7b5 ...Tiako ianao ho ve__lona Dbmaj9 Cm7 ...Ao am-poko ao Bbm7 Abmaj7 ...Tiako ianao ho velona Bbm7 Bbm7/Eb Ab Cm7 Bbm7 Bbm7/Eb Ao am-poko ao Db/F-Eb/G Bridge (2x) Ab Eb/Ab Db/Ab Db/Ab Ary 'zay fiselon’ny rivotra rehetra, te hisetrasetra Ab Eb/Ab Db/Ab Db/Ab Ab Mamy hetraketraka mipetraka, miady amiko Bb/Ab Eb/G Bb Eb ..Haiko tsotr’izao, Fa tsy hamono anao Dbmaj9 Cm7 Bbm7 Eb/G Ab ..Ao am-poko aho, Satria ianao... mami__ko Solo Gb/Bb-B.. Abm7 Emaj7 (2x) Gb-Ab Cm7 Db Eb-Fm7 Cm7 Bbm7 Bbm7/Eb-Eb Ab-Gb/Bb Outro B E/B Gb/Bb E/Ab Izay inoako izao, Malalako ianao B/Gb Db/F E/Gb Gb-E/Ab-Gb/Bb Velona ato anati_ko 2x ----- E Gb Abm Ebm7 Mandram-pahafatiko (3x) E Gb Ab Mandram-pahafatiko Tondrompeon'i Bodo rehetra: Bodo
Author Archives: acoustikgasy
Tsy Mahagaga (Aina Cook)
Intro (Key: C#m7 na E) C#m7-G#m7 | G#m7-F#m7 F#m7 | A/B-E Verse 1 E C#m7 Tsy mahagaga raha toy izao F#m7 B-A Raha toa nosoloiny ianao G#m7 C#m7 F#m7 A/B Olon-kafa vaovao ny anilany eo E C#m7 Vao niandoha dia fantany F#m7 B-A Toa mahatsapa izy hoe resinao G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao Pre-Chorus D A F#m7 Bm7 Noheverinao adala angamba izy samirery A G#m7 F#m7 Esus4..E.. Tsy ahalala fitia tsy ho azy D A F#m7 Bm7 Nataony am-po tadidiny satria mafy A G#m7 F#m7 Esus4..E.. Fony izy nanjo ny hafa Chorus (2x) - Key: C# C# G# F# C# Dia nafoiny nosoloiny ny momba anao C# G# Nohadinoiny tsisy intsony F# A Bsus4.. (E outro) Tsy ho azy ianao Verse 2 (Key: E) E C#m7 Fahotana avy aminao F#m7 B-A No nahatonga izao rehetra izao G#m7 C#m7 F#m7 A/B Mety ho tsapany tokoa, raha niova ianao E C#m7 Vao niandoha dia fantany F#m7 B-A Toa mahatsapa izy hoe resinao G#m7 C#m7 B Ka niaretany avokoa ireo toetranao Tondrompeon'i Aina Cook hafa: Aina Cook
Tsy Sahy (Imagine)
Hiran'i Imagine rehetra: Imagine Tonalite: C Intro C Dm7 | C/E F Dm7 G C Tonony C G/B Raha ny fanirian'anao F/A G Hatrin'ny ela no efa tao Am Em7 Dm7 G Ao am-poko ao hatram'izao C G/B Tsapoko ao anatiko ao F/A G Ny fitiavako anao Am Em7 F Toa hanova ny fiainako Fiverenana (2x) Dbdim-Dm7 G Hatrin'ny ela no namatotr'ahy C/E F Saingy izaho no tsy sahy Dm7 G C Nihaotr'aho niteny hoe tiako ianao Tonony 2 C G/B Nefa raha mba fantatrao F/A G 'Zaho anie ka tia anao Am Em7 Dm7 G Sambatr'aho raha tsy ho lavina___o C G/B Ty ny foko omekao F/A G Izay sitrakao lazao Am Em7 F Manjaka aty fa vonona_aho
Angel (Dru Hill)
Intro: Gbmaj7-Ab/Bb-Ebm7-Gb/Ab Amaj7..Ebm7/Ab.... Verse Db.. Ab/Db.. |Abm/B.. Bb7(b9)sus4-Bb7 Ebm7.. Gb/Ab-Ebm7/Ab|Gb(add9)-Db/F-Ebm7-Db Db.. Ab/Db.. |Abm/B.. Bb7 Ebm7.. Gb/Ab-Ebm7/Ab|Gb- Db/F-Ebm7-Db Pre-chorus Gm7b5.. F7.. |Bbm7.. Eb7/G Ebm7 Db/F-Gb-Ab7 |(Db-Ebm7-Db/F) Chorus Gbmaj9..C7.. |Fm7.. Bb7.. Ebm7.. Gb/Ab-Ab |Db-Ebm7-Abm Gm7b5..F7-Eb/G-F/A |Bbm7-Ddim Eb9/G Gb Db/F-Ebm7 Gb/Ab Bridge Gm7b5 C7 | Abm7b5 Bb7 Ebm7 Gb/Ab | Db-Ebm7-Db/F-Db Bbm7 F7/A-Bbm7-F/C | Bbm7/Db Eb7 Gbmaj7 Db/F-Ebm7-Db D/E (key change) Chorus (D) - to be continued Gmaj7 Gb7/Bb
Mandigny (Tana Gospel Choir)
Hiran'ny Tana Gospel Choir rehetra: Tana Gospel Choir Intro (2x): Cm7 Bb/D | Fsus4 Eb Fm7 Ddim -Edim7 | D7-D7/F#-Gsus4-G/B Cm7 Tonony Bb/D-Eb Bb/D Ab Mikorontagne ty tagne toy eh! Ab-Eb/G Fm7 Gm7 Cm7 Aly avao ro treana, mbatia mbaroy eh! Cm7-Bb/D-Eb Bb/D Eb/G-Ab Ombia avao vo hiova? Ombia kay ty fara eh? Gm7 Fm7 Gm7 Abmaj7 Zagnahary e.....Madigny hise fiova Fm7-Gm7-Ab-Bb -> miverina tonony 1 Fiverenana Bb-Cm7 Bb/D Ab Ao ty kere, Tsisy oragne, G7 Cm7 Ajaja reo mahaferignay e! 4x ---------------------------------- Bb/D Abmaj7 Mandigny hise fiova Cm7 Bb/D Abmaj7 Zagnahary...Mandigny ety fiavia’Ao. Sax Solo Bb/D-Eb Bb/D | Eb/G - Ab Gm7-Fm7 Gm7 | Cm7 Bb/D-Eb Bb/D | Am7b5-Bdim Gm7-Cm7 Fm7 Gm7 | Abmaj7 Bb/D Famaranana Cm7 Bb Ab Bb (5x) Cm7 Bdim-Bbm7-Eb/G Abmaj7 G7 Aia rehe, aia rehe mandigny ty fi avia’Ao
Tsy Niriany (Tovo J’Hay)
Hiran'i Tovo J'Hay rehetra: Tovo J'Hay Intro: D Bm7 G D (2x) Tonony 1 D Bm7 G D Izy angaha nanan-tsafidy, fa zay kely hananany ihany D Bm7 G D No tiany hiainana ety, handreseny ny ankason'ny tany Pre-chorus Bm F#m G D Nitomany aho e, manodidin'azy tsisy anjely Bm F#m E A Tsy misy mpiaro e, fa mandevina fahoriana irery D F#m Bm F#m Tsy niriny ny hitsipi-pako, tsy niriny ny hangataka ety G A F#m Bm E A Fara-hidin izay fiainana, no mba lova nomena azy tety D F#m Bm F#m Na ny nofiny anie aza kely e, tsy mba asa na fianakaviana G A F#m Bm E A Fa sakafo ary akanjo sy tafotrano, Handosirany izay mety hamono azy Fiverenana D A Bm F#m Resy lahatra aho, fa mbola be fihantrana G D Ny olona manondidina azy androany E A Ahalala tanana sy ho be fitiavana D A Bm F#m Resy lahatra aho, na hoe na ratsy aza ny tany G D E A Dia mbola misy fanantenana, hanampy azy ianao D Omeo tanana Tonony 2 D Bm7 G D Izy angaha no nisafidy, fa vao teraka dia efa toy izao D Bm7 G D Fiainana mafy sy mangidy., efa sosona ao ambany hoditra ao Prechorus/fiverenana Famaranana (2x) Bm G A Hoe hanampy azy ianao D Omeo tanana
Fa Izay (Aina Cook)
Key: Bb
Intro: F/C-Cm7
F/C..Cm7..| Bb/C..F/C..
F/C..Cm7..| Bb/C....
Verse 1
Cm7 Bb F/A
Eny, akipio ny maso tsy_hijery
Bb Bb/D Eb
'Zay fiainany tsy anilanao
D7
Tsy akaikinao
Verse 2
Cm7 Bb F/A
Eny, hodio tsy hita tsy hay
Bb Bb/D Eb
Na dia fantatra fa mahamay
D7 G
Ny vokatr’iza__y
Chorus (2x - Key: C
C C7/Bb F/A
Fa izay, fa izay ihany no azo atao
G/B C
Raha tena tia azy ianao
C7/Bb F/A
Ny ho avy tsy hay vinaniana
G C
Raha mba hiova izy any aoriana
Verse 2
Cm7 Bb F/A
Nefa, fantaro fa manampetra
Bb Bb/D Eb
Ny fiafiana amin-java-drehetra
D7 G
Handalo sy hitoe_tra
Chorus
Bridge
C F(add9)
Hifaliana fa tsy_hijaliana
G C-F/A-G
Ny fitiavana
C F(add9)
Misy fetra nefa ny fihafiana
G
Na ny fiarahana, nefa
Chorus
Tondrompen'i Aina Cook hafa
Tsiaro (Aina Cook)
Key: C, D Intro (Key:C) F..C/E..|Dm..G.. Verse 1 C Em Dm Am Toa tsaroako, ireo lalao taloha Dm Am G Tadidiko avokoa, ato an-doha C Em Dm Am 'Reo namako, dia be dia be tokoa Dm Am G Fa nanankinako ny fo, ianao Chorus #1 F C/E Dm Dm7 Tsy ny ala_helo no mivoka C G/B Am7 Tsy hoe irery aho ka te hitrotra Dm7 F/G Fa mikalo ka tsy hiaro
G C
No tanisain’ny fo Verse 2 C Em Dm Am Satriko, raha mba teo foana ianao Dm Am G-C/G-G Ka hilaza izay vaovao, nefa izao C Em Dm Am Lavitra ahy, nifindra any an-kafa Dm Am G-C/G-G Feno banga manantsafa, tsy hitafa Chorus #2 F C/E Dm Tsy ny ala_helo no mivoka C G/B Am Tsy hoe irery aho ka te hitrotra F F/G Fa mikalo ka tsy hiaro
G Am-G/B-C-C/G
No tanisain’ny fo
F C/E Dm
Tsy ny ala_helo no mivoka
C Em7 Am
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
F F/G
Fa mikalo ka tsy hiaro
G Ab/Bb
No tanisain’ny fo Bridge: Eb..Gm7..| Fm7..Ab-Bb Eb..Gm7..| Fm7..Ab(add9)/Bb.. Eb..Gm7..| Db ..Ab.. G7/B-G7/D-Cm7-F7-Bb
G7-C-A7-D Verse 3 (Key: D) D F#m Em Bm Taona maro, tsy mba nifanankalo Em Bm A Hery tsy mampimalo, 'zay nandalo D F#m Em Bm 'Lay fahazazana, no atambatro visaina Em Bm A No kaloiko ho hiraina, mba ho anao Chorus (2x) G D/F# Em Tsy ny ala_helo no mivoka D A/C# Bm Tsy hoe irery aho ka te hitrotra G G/A Fa mikalo ka tsy hiaro
A. Bm-A/C#-D-D/A
No tanisain’ny fo
G D/F# Em
Tsy ny ala_helo no mivoka
D A/C# Bm
Tsy hoe irery aho ka te hitrotra
G G/A
Fa mikalo ka tsy hiaro
A D
No tanisain’ny fo
Tondrompeon’i Aina Cook hafa: Aina Cook
Angolanao (Tovo J’Hay)
Key: F
Intro F | Bbmaj7-Gm/Bb F/A Gm/Bb | F/C Gm/Bb
F/A Gm/Bb | F/C Gm/C Verse 1 F C/E Tsy tana ny foko fa Bb F Voatery ny ora sy fotoana F Bb Tsy mety nangina C Fa te hiantso anao foana F/A Bb Tsy afaka ao an-doha F/C C Nandalo an-tsaiko avokoa F/A Bb Csus4..C 'Reo kisarisary 'zay niainantsika roa. Verse 2 F C/E Nanjary mangovitra aho Bb F Raha vao mandre ny anaranao F Bb Raha vao mangina irery iny C Dia mahatsiaro ireo fahiny F/A Bb Fa toy ny vao haninkeo F/C C 'Reo tantara izay niseho F/A Bb C Gina sy variana tampoka teo Pre-Chorus A7/C# Efa reko sahady any anatiko any Dm Bb Ny angolanao, 'lay fitsikinao F/C-Gm/Bb F/A-Gm/Bb Nambabo ahy , tsy mahasaraka ahy Csus4 F Fsus4 Tsy mety lefy, Toy ny mozika tsara tefy Chorus C Bb/D C/E F Angolanao 'zay ilay tsy foiko angola mitalaho C Bb/D C/E F Fa tsy ho mety ho tony ny saiko raha tsy eo akaikinao D7/F# Gm7 C/E F Fa raha ny eritreritro, Fotoana iray no andrasako Bb F/A Gm Dia 'lay andro iray hihaonantsika Bb F/A Fm/Ab Dia 'lay andro iray hihaonantsika Bb F/A G7 C7 F Dia 'lay andro iray hihaonantsik'eto indray Verse 3 F C/E 'Reo fotoana mifangaro Bb F Sy ireo minitra maromaro F Bb 'Zay nifampizarana C Vetivety dia tsy tana F/A Bb Fa tsy nety afa po F/C C Voron-kely anankiroa F/A Bb Csus4..C Fa tsy mifanary ,tsy misara-droa Verse 4 F C/E 'Reo tononkalo nosoratanay Bb(add9) F Voarakitra an-taratasy iray F Bb Dia mbola voatahiry C Na dia efa taona firifiry F/A Bb Tsy hay adinona F/C C 'Lay soratrao tsy mety novonoina F/A Bb C Raikitra am-po volamena tsy mba lo
Tondrompeon'i Tovo J'Hay hafa: Tovo J'Hay
Tsy Hitambarako (BoyBlack) – Piano
Key: Bb Intro (2x): Bb....F.... Gm....Eb Verse 1 Bb(add9) F(add9) Zaho aminao saropiaro o Aroh Gm(add9) Eb(add9) Tsy hitambarako amin'olo Anao Bb(add9) F(add9) Na maro aza ny tsara Gm(add9) Eb(add9) Ankoatr'anao, zaho tsy hiaragn'ologno hafa Pre-chorus (2x) Bb F Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy e Gm Eb Anao oh, anao eh Chorus (2x) Bb Tsy hitambarako amin'ôlô F Anao fa ninahy e Gm Tsy hitambarako amin'olo Eb Anao fa ninahy e Verse 2 Bb(add9) F(add9) Hialako tsiny, izy koa Gm(add9) Eb(add9) Zaho masiatsiaka aminao Bb(add9) F(add9) Fitiavagna, io raha mahery Gm(add9) Eb(add9) Antegna koa fa tia, raha tsisy dikany mampitseny BPM: 94 Tondrompeon'i BoyBlack hafa: BoyBlack