Hiran'i Rebika rehetra:RebikaEm9: 0x4030IntroDadd9..A/C#..| Bm7-A-G
D..A.. | D..G(add9)/A
Verse 1 D A G(add9) D D/F#
Ny esoesonao, toa vao maika mampitombo
G(add9) Em9 Asus4..A
Ilay fitiavako azy izay
Bm7 A D
Tsy izay lazainao, no afaka
G D A Dsus4..D
Hanova izay najoro, ka hikoro
TetezanaEm9 ....(2x)
A7sus4....|A7sus4..A7Verse 2 D A/D
Na ny hery, na koa lalàna
G/D D
Na hisy fandraràna
G G
Dia tiako izy, izy koa tia ahy
D A
’zahay tsy hisaraka
Chorus #1 (2x) D A/C#
Fa raha ny anay, mafy orina
Bm7 A G
Tsy ho voarodana
D A D G(add9)/A
Fitia tena matotra, vita fatotra
Bridge/introVerse 3 D A G(add9) D D/F#
’Zahay enjehinao, toa vao maika mifankatia
G Em9 Asus4..A
Mitombo sy mafana, ilay fitia,
Bm7 A D
Ny tiako ho tsapanao, matoa ’zahay
G D A Dsus4 D G(add9)/A
Tafara-dalana, dia teo ilay fitia__vana
Verse 4 D A/D
N'iza hanasazy sy handidy
G/D D
Na mamy io na hangidy
G G
Dia tiako izy, izy koa tia ahy
D A
’zahay tsy hisaraka
Chorus #2 D A/C# Bm7 A G
Fa fo iray no mitambatra, mifanaraka
D A D G(add9)/A
Izahay tsy hifandao, na ho mora na ho sarotra
D A/C# Bm7 A G
Fa raha ny anay, mafy orina, tsy ho voarodana
D A D G(add9)/A
Fitia tena matotra, vita fatotra
D A/C# Bm7 A G
Ho ataoko tsara karakara, f'efa anjara
D A D G(add9)/A
Nomenao ho ahy, mandrak’izay
Chorus #1 (2x)VST: FM Tines 2.0 (Classic DX-7)
Hiran'i Poopy rehetra:PoopyHiran'i Eric Tahina rehetra: Eric TahinaFampidirinaF# F#sus4-F#Tonony 1 F#sus4 F# B C# F#
Tsy ho be filaza aho, f’aleo ny tantara no hitsara
F#sus4 F# B C# F#
Tsy hiteny lava aho fa izay ataoko ho hitanao
C#sus4 C# B F#
Betsaka ny te_____ny fa ny tokana ambarako
F#sus4 F# B C# F# D/E
Ireny vita ire_____ny sy ny mbola ho avy ihany koa.
Tonony 2
Asus4 A D E A
Be ny efa vi____ta, mbola maro koa ny azo atao,
Asus4 A D E A
Ndao hiara-mi____ta, fa izaho ho toky ho andrinao.
Esus4 E D A
Ka raha mbola ni_____sy zavatra tsy mety ka natao,
Asus4 A D E A E
Tsy ho be fa vi____tsy satria efa mba niezaka aho.
Fiverenana A D A E
Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty
A D F#m E
F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
F#m E/G# A Bm A/C# D
Amin’ny andro sarotra aho dia ho hitan_ao eo
A/E E A
Anilanao tsy mba mandao Fa namanao
Tonony 3 Asus4 A D E A
Tsy mb’izaho mihi____tsy no handeha hivadika aminao.
Asus4 A D E A
Izaho tsy hitsi___tsy raha mbola misy azo atao
Esus4 E D A
Ts’izaho velive____ly, no haka izay ampelantananao,
Asus4 A D E A E
Na koa hite____ny, hanaratsy indray ny fiainanao
FiverenanaTetezana Bm7 Bm7/E A
Tsy izaho mihitsy no hivadika
Bm7 Bm7/E A'
Tsy izaho no andeha handroba 'nao
F#m E* D
F’izaho ilay tena namanao
E E/F# - F#
tsy mba mandao anao
Solo Bsus4-B || E F# B (2x) F#sus4-F# || E B Bsus4-B || E F# B ..F#Fiverenana B E B F#
Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty
B E G#m F#
F’izaho ho namanao foana mandra-maty.
G#m F#/A# B C#m B/D# E'
Amin’ny andro sarotra aho dia ho hi_ta__nao eo
B/F3 F# B
Anilanao tsy mba mandao Fa namanao
Key: Eb (D - gitara 1er capo) Capo: 1 (Gitara) Intro G A Bm (3x) Em9 A Bm
Verse 1 G A F#m Sendra nandalo anie aho tamin’izay G A Bm Nivezivezy fa tokana iray G A Bm-F#m Tampoka teo reko avy any aminao G A Bm Hazavana hafanana hatsarana
Verse 2 G A Bm Sendra nandalo ianao tamin’izay G A F#m Nifanojo ny masontsika G A Bm Nientana iray ny fo sy fanahy G A D Ka tsaroako tsy afaka an-doha
Chorus G A Bm Tsy nisy nanampo izaho sy ianao G A Bm Fa hifanojo-doha ho eto izao G A Bm Vonona ny hiaraka fa tia G A Bm Ka ny faniriana ho doria
Verse 3 G A Bm Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao G A Bm Nisy hery iray fitiavako anao G A Bm Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay G A Bm Ny hitambatra olon’iray
G A Bm Reko fa nanohina ilay antsonao G A Bm Nibitsika mangina ny foko G A Bm Tsy haiko nolavina fa hery iray G A D Izay nandresy ireo ahiahy
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola
Fampidirana
C Am
An An An An, an an an an
D G
An An An..An An An AnTonony 1 G C Am
Na ianao sahiran-tsaina
D G
Sendra zava-tsarotra
G C Am
Aza de miferin'aina
D G
Ndrao vao maika mihaimotra
Tonony 2 G C Am
Manefe saina mijoro,
D G
Mafy sy matanjaka
G C Am
Ka reseo ny horohoro
D G
Dia meteza mba hitraka
Fiverenana C Am
Ndao hihira, nda hihira
D G
Hira tsotra no hiraina
C Am
Ndao hihira, nda hihira
D G
Hiran'ny fitiavana
Tonony 3 G C Am
Ny fifaliana mazana
D G
Tselatra f'hifarana
G C Am
Fa raha tianao ny hitana
D G
Ao am-po ny hazavana
Tonony 4 G C Am
Angalao mpanolokolo
D G
Ny finoana marina
G C Am
Fa izay rava eo mbola hisolo
D G
Andro hafa hifaliana.
Fiverenana C Am
Ndao hihira, ndao hihira
D G
Hira tsotra no hiraina
C Am
Ndao hihira, nda hihira
D G
Hiran'ny fitiavana
Tonony 5 G C Am
Mbola ao koa ny mahory
D G
Hikitroan'aizina
G C Am
Tsy dia vaovao io akory
D G
Fa iobonan'ny miaina
Tonony 6 G C Am
Sao dia 'zay mangirifiry
D G
Tratrin'ny famoizana
G C Am
No hirario mba hikiry
D G
Tsy ho kivy, hanantena
Fiverenana (2x) C Am
Ndao hihira, ndao hihira
D G
Hira tsotra no hiraina
C Am
Ndao hihira, nda hihira
D G
Hiran'ny fitiavana
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy LolaIntro (Tonalite: F)Em7b5 A7 Dm BdimF/C C F C7
Tonony 1 (Tonalite F)
F A7/Db Dm F7/A
Tojo anao aho ka dia mirana
Bb C7 F
Afa-po fa tsy ho sahirana
Em7b5 A7 Dm
Hitady naman-kafa intsony
G7 F/C C7
Satria ianao dia fiononana
F A7/Db Dm F7/A
Nihaino am-po ny fitarainako
Bb C7 F
Nahatsapa ny fanaintainako
Em7b5 A7 Dm
Nampisy lanja indray ny fiainako
F/C C F
Nampisy lanja indray ny fiainako
Intro (Tonalite Bb)Am7b5 D7 Gm Edim Bb/F F Bb F7
Tonony 2 (Tonalite: Bb) Bb D7/Gb Gm Bb7/D
Tojo anao aho ka dia mirana
Eb F7 Bb
Afa-po fa tsy hosahirana
Am7b5 D7 Gm
Hitady naman-kafa intso_ny
C7 Bb/F F7
Satria ianao dia fitia__vana
Bb D7/Gb Gm
Nampahatsiahy, ny hadisoako,
Eb F7 Bb
Indrindra tamin'ny namonoako
Am7b5 D7 Gm
Fitia nitoetra tao am-poko
Bb/F F Bb
Fitia nitoetra tao am-poko
Intro (Tonalite: C)
Bm7b5 E7 Am7 Gbdim
C/G G C G7
Tonony 3 (Tonalite: C) C E7/Ab Am C7/E
Tojo anao aho ka dia mirana
F G7 C
Afa-po fa tsy hosahirana
Bm7b5 E7 Am
Hitady naman-kafa intsony
D7 C/G G
Satria ianao fanantena__na
C E7/Ab Am C7/E
Na tsy fantatro aza ny androko
F G7 C
Na fohy na lava dia ho andriko
Bm7b5 E7 Am
Hiandrandrako ny masoandroko
C/G G C
Hiandrandrako ny masoandroko
Outro
Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C
Fa tojo anao aho ka dia mirana
-----------------------------
Fitendry raha manaraka Nashville Number System
Misy tonalite 3 ilay hira (F, Bb, C)
Ny fomba fitendry mitovy
Intro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim
I/V V | I V7
Tonony: I III7 (1ere inv)| vi I7 (1ere inv)
IV V7 | I
viim7b5 III7 | vi
-----------------------------------
II7 | I/V V (famaranana #1)
I/V V | I (famaranana #2)
Outro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim
I/V V | I
Hiran'i Samoela rehetra: Samoela*: Bass ihany no tendrena
Am7: x02010
D2/F#:2xx23x
Em7: 02203xTonony 1 Am7 D2/F# G
Aza fantatro anie, ny adiresinao iny e
Em7 Am7 D2/F# G
F'hamangivangiko anao matetika ange
Em7 Am7 D2/F# G
Aza fantatro anie ny télephone nao iny e
Em7 Am7 D2/F# G
F'handaniako 25 unités amin’ny télécarte e
Am7 D2/F# G F#* Em7 (2x)
Tonony 3 Am7 D2/F# G
Fa ny bikasoanao iny, dia tsy matiko lolo o
Em7 Am7 D2/F# G
Ny tsikitsikinao iny ihany koa, dia mandorondoro
Em7 Am7 D2/F# G
Ny hevitra ambaranao amiko ange, ohatran'ny mifonofono o
Em7 Am7 D2/F# G
K'izany ny nahatonga anah, hisary zoro aminao 'zaho e
Fiverenana (2x) Am7 D2/F# G F#* Em7
Dia hikotikoty, dia hisavikavika
Am7 D2/F# G F#* Em7
Dia hikitikitika, dia hisarisarika e
Am7 D2/F# G F#*Em7 (2X)
Tonony 4 Am7 D2/F# G
Efa fantatro fa, misy fitiavana e
Em7 Am7 D2/F# G
Anatin’ny lohanao e, misy fikasana
Em7 Am7 D2/F# G
Anatin’ny fonao e, misy entana oa
Em7 Am7 D2/F# G
Amin'ny atin’ny akanjonao any e, mila namana oa
Em7 Am7
Ny amin'ny atin’ny akanjonao any e,
D2/F# G Em7
K'aza hodianao fanina 'zany an
Fiverenana
Em7 Am7
F'isika sy ianao no mitambatra anie,
D2/F# G Em7
Hikatsaka ny fifaliana
Em7 Am7
Dia ho tonga amin’ny tanjona irina oa,
D2/F# G
Ho eny amin’ny tanin’ny sambatra
Tonony 5 Em7 Am7
Manao domy ny mpifankatia,
D2/F# G
ianao no mitelina ny double enina
Em7 Am7
Manao ramy oa ny mpifakantia
D2/F# G
Tsy maninona hihafiko trefle e
Fiverenana (2x) Em7 Am7 D2/F# G
F'efa matotra tsara, ao amin'ny aradalana
Em7 Am7 D2/F# G
Tsy hanampiana ary tsy hanalana oa, f'efa matotra tsara e
Famaranana (2x)Em7 Am7 D2/F# G F#* Em7
Ay Ay ie, ay ay la la la la
Am7 D2/F# G F#* Em
Ay ay ie, ay ay ia o
Am7 D2/F# G F#* Em7
Ay Ay ie, ay ay la la la la
Am7 D2/F# G F#* Em
Ay ay ie, ay ay ia o
Hiran'i'Zay rehetra:'ZayTonalite: G
Am7: x02010 F#m11:2x2200
B7 : x21212
C/G: 3x201x
D/F#:2xx232
Em7: 0x2003
G6: 3x0030 G/B: x20033FampidiranaG..C/G G C/G
G F#m11 B7
Tonony 1Em7 B7
Iny masoandro iny
C G/B
Na hilentika aza
Am7 G/B
Iny volana iny
C D
Na ho sarona aza
Tonony 2
Em7 B7
Ho feno hazavana
C G/B
Ny androm-piainako
Am7 G/B
Rehefa ianao no
Am7 D/F# G G-D/F#
Eo ani_lako
Fiverenana Em D/F# Am7
Toa ho rako-javona aman’e_rika
G C/G G G6 C/G D/F# Am7-E
Toa ho ra_tsy foana ny eritreritra
Am7 G Am7 G/B C C-G/B
Raha la_vi_tra anao
Am7 B7 Em7
Raha toa ka tsy eo ianao
C G/B Am7
Ka aza ilaozanao
G/B Am7 G
Inty aho anjakao
Am7 B7
Ekeko tsotra izao
TetezanaC G/B Am7, G/B Am7 G
Am7 B7
Tonony 3 Em7 B7
Na ho levona aza
C G/B
Izao rehetra izao
Am7 G/B
Na tsy hisy intsony
C D
Ny ankoatrako sy ianao
Tonony 4
Em7 B7
Ho feno dia ho feno
C G/B
Ny fiainako tontolo
Am7 G/B
Rehefa ianao
Am7 D/F# G G D/F#
No eo anila_ko
Fiverenana (2x)Famaranana
C G/B Am7
Ka aza ilaozanao
G/B Am7 G
Inty aho anjakao
Am7 D G
...Ekeko tsotr' izao
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona
*: Bass ihany no tendrena
Dm:xx0231
FampidiranaC Am C Am
G*-A*-C*Tonony 1C G Dm
...Niantso aho, nitady anao
Am G C
Niherika nitoditodika
G Dm
...Maizina hody am’izay
Am G C
Efa handeha 'reo olona maro be
Tetezana(C) G Dm
...Nikaroka aho, manahy sao
Am G C
Efa la-aasa ianao
(C) G Dm
... Miandry_koa, tony ny fo
Am G F
Sao mba 'zaho no tonga aloha
G
ouh ouh ouh ouh
Fiverenana C G C F
...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho
Am G F G
Hoe ianao efa eo, miandry ahy
C G C F
...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa
Am G F C
Na amin’ny firy na amin’ny firy... miandry aho
TetezanaC Am C Am
G*-A*-C*Tonony 2C G Dm
...Nipetraka_aho nitraka kely
Am G C
Ny orana aza no mitady hamely
G Dm Am G C
Naveriko ny antso-ooo, ts’isy valiny velively
Tetezana(C) G Dm
...Taitra aho,sao tsy teo ianao
Am G C
Manontany tena ihany_aho
(C) G Dm
Sao mantsy koa,hafa kokoa
Am G F
Efa_olon-kafa indray no tonga aloha
G
Ouh ouh ouh ouh
Fiverenana C G C F
...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho
Am G F G
Hoe ianao efa eo, miandry ahy
C G C F
...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa
Am G F C
Na amin’ny firy na amin’ny firy... miandry aho
TetezananaC F
...Miandry aho
C F
...Miandry aho
C F
...Miandry aho
C F
...Miandry aho
Am G F F-F-F
ouh ouh ouh ouh
Fiverenana C G C F
...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho
Am G F G
Hoe ianao efa eo, miandry ahy
C G C F
...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa
Am G F
Na amin’ny firy na amin’ny firy
C F
........... miandry aho
FamarananaC F
...Miandry aho
C F
...Miandry aho
C F
...Miandry aho
C
hmmm hmmm
Hiran'i Ricky rehetra:Ricky
Fampidirina (2x)C-G-C-F
Tonony 1C G F G
Efa te-hody izaho amaray e (2x)
C G F G
F’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2x)
C G F G
..Niandry ropilany ho tonga izaho e
C G F G
..Hitondra taratasy any aminao e
C G F G
..Nefa dia hatram’zao tsy mbola tonga foana e
C G F G
Sasa-miandry aho ny lohako efa mihasola
Fiverenana C G
Kalangita
F G C G F G
..Omeko anao anie ny lanitra
C G
Kalangita
F G C G F G
..Raha toa enao mbola mitandrina a
C G
Kalangita
F G C G F
..Hamoronako hira vaovao foana e
Tonony 2 C G F G
Ivavaho tsara anie ny aty e (2x)
C G F G
F’izaho tsy tafandry raha tsy eo ianao (2x)
C G F G
..Andefaso lambahoany izaho e
C G F G
..Asio valiha any anatiny any e
C G F G
..Dia mba omeo teny masina ho’a zany e
C G F G
Avy any.. avy any am-ponao any...Kalangitako zany e
Fiverenana C G
Kalangita
F G C G F G
..Omeko anao anie ’zay masaka
C G
Kalangita
C G
Kalangita
F G C G F G
..Raha toa enao mbola mitandrina a
C G
Kalangita
F G C G F
..Hamoronako hira vaovao foana e
C-G-F-G
Famaranana C G F G
Kalangita... (4x)
C G G F
Na na..na na (4X)