Mitia Mangina (Tarika Rindra)

Hiran'ny Tarika Rindra rehetra: Tarika Rindra
A7:  x02020 (afaka tendrena A fotsiny)
Bm:  x24432 B7:    x21202
D/F#:2xx232 D7/F#: 2xx212
G/B: x2003x Gm:    355333

Fampidirana 
D  D/F# G A
Bm D/F# G A

Tonony 1
D                  A              Bm
 Tsy fantatrao fa teny foana hany aho
              D          G
Nitily sy nitsena ny alokao 
           B7         Em  Tab 1  
Ka manara-maso lava izao 
A               A7         D  
 Dia iny ianao voninkazo iray
                   G          E         
Izay kanto loatra sarobidy ho ahy
               E           A   Tab 2
Te-hioty aho anefa fa tsy sahy
Tonony 2
D           A            Bm
 Hiloa-bava aho ho vahotra
             D          G
Hiresaka aminao hatahotra
            B7        Em  Tab 1  
Te-hikiry anefa sarotra 
A                   A7         D  
 Manahy aho mantsy sao ho lavinao
                 G                 D         
Tsy zakako raha izay no hitranga izao
               A           D   G
Harary mafy ny ao anatiko ao

     Fiverenana (2x)
     A       D                   A
     Aleo hitia mangina anao ny foko
               Em                 A   
     Ataoko ho ampy ahy fa tsy toloko
     A-G/B        D       D7/F#          G Gm
      Raha ny fitiavako anao tsy ho heloko
             D              A       D  (G)
     Aleo hijanona ho tsiambarateloko 

Tetezana:  D  D/F# G A
           Bm D/F# G A

Tonony 2
     Fiverenana (2x)

Tab 1
    Em F#m7  G  A4
e|---------------
b|-----------0--3
g|--0--2--------2
D|---------------
A|--------------0 (tsy voatery tendrena)
E|--0--2-----3--- (tsy voatery tendrena)
Tab 2
    A   G/B  A/C#  
e|---------------
b|--2---3----5---
g|--2-2----------
D|---------------
A|--0---2----4---
E|---------------

Volasoa (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Open G (DGDgbd)
C/G:x0201x  C/G': x02012 Cadd4:x02013
D:  020230
G:  x00000  G6:   x00055 G7:   x00033 G7': x03033

Fampidirana (2x)
G-C/G'-G-C/G-G (2x)
G-C/G'-G7 G7-G6-C/G'
Cadd4/G-C/G G

Tonony 1
 G               C/G  G             C/G
Gagagaga ianareo,    gagagaga tokoa 
 G                  C/G       G           D 
Raha tantaraiko anareo ny tantaran i Volasoa 
   G      G          C/G
Kanefa kanefa, aza atao manafitohina 
     D          G
Fa mba tantara tantarany a 

G-C/G'-G-C/G-G (2x)
G-C/G

Tonony 2
   G          C/G G                C/G
Mivarobarotra     eny an-tsena eny
G       C/G          G          D                   
 Izany mantsy no mba asan'i kalakely
   G       G           C/G
Kanefa, kanefa, tsy manana entam-barotra
D                    D           G
 Fa ny tenany ihany no mba varotra
G-C/G'-G-C/G-G (2x)

     Fiverenana (2x)
         G7' C/G'
     Volaso____a
            G 
     Ampelasoa
Tetezana (solo)
G-C/G'-G7 (3x)
G7-G6-C/G'
Cadd4/G-C/G G
G-C/G'-G-C/G-G
G-C/G'-G7
G7-G6-C/G'

G-C/G
Tonony 3
G           C/G   G                 C/G
Ao koa anefa    ireo zay tena mividy
 G           C/G  G         D
Misy koa aza    miady varotra
 G                    G     C/G 
Varotra tsy raikitra hono tsy maharatsy fihavanana
D                          D          G
 Ka lavin'i Volasoa satria azony lavina

G-C/G'-G-C/G-G (2x)

     Fiverenana (2x)
         G7' C/G'
     Volaso____a
            G 
     Ampelasoa 

G-C/G'-G-C/G-G (2x)
Tonony 4
 G              C/G G                   C/G
Firy taona izay    no nanaovany ny asany
 G                 C/G     G         D
Hatrizay, hatrizay,   dia velony ny tenany
 G        G      C/G
Manaja ny asany      raha i Volasoa
   D               D       D                G    
Manaja azy avokoa ry zareo ao Ambohimiandrisoa

G-C/G'-G-C/G-G

     Fiverenana (2x)
         G7' C/G'
     Volaso____a
            G 
     Ampelasoa
G-C/G'-G7 (3x)
G7-G6-C/G'
Cadd4/G-C/G G
G-C/G'-G-C/G-G     

     Fiverenana (2x)
         G7' C/G'
     Volaso____a
            G 
     Ampelasoa

Raozy (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Capo: 2
B7:  x21202 B:   x24442
C#:  x46664
F#:  2x4322 F:   1x3211
G:   3x5433 G#:  4x6546

Fampidirana
E F# A  F# B7 B7-E
E F# G  F# F  B7

Tonony 1
E                 F#          
O raozy raozy e, raozy kely maty aho a
   A                   B7          
Nahoana ho aho ianao, no tsy mety mody
 A                B7     E
Mankaty amin’ny tranonay

Tonony 2
E                 F#          
O raozy raozy e, raozy kely any an-tsaha
  A             B7          
Avia vetivety aty aminay fa
     A                B7 E
Amboleko etsy an-tokota_ny
Tonony 3
     F#         F#      F#
Tsy tiany, tsy tiany e ny tokotaninay
    A              B7
Satria ny tokotaninay dia
 A    B7     E
Misy zezi-bazaha

Tonony 4
     F#         F#      F#
Tsy tiany, tsy tiany e ny an-tranonay
    A                  B7
Satria rehefa tonga ao izy
        A         B7     E
Dia gadraina ao anaty vazy

     Fiverenana
     C#                  F#
     Aminareo izay tady haka
     B                   B
      Tsy mijery tsy mitsiky 
            B           G#
     Tsy miteny izy ho oa

     C#                    F#
     Aminareo izay tady hitondra
     B          B
      Tandremo tandremo      
               B        E
     Sao dia maratra ho oa

        F#      F#       F#          
     O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a
     G                  F#           E  
      Nahoana ho aho ianao no dia masiaka
        F#      F#       F#          
     O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha
     G         F#          E  
      Manana tsilo ananki-telo
Tetezana
E    F#
Ô ...O
 A      B7         E   -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha 
E                F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
 A      B7         E   -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha
Tonony 5
    F#        F#          F#
Ny volony ny volony, dia volo mahafatifaty
 A              B7
Vokatra tsara tahaka ny bozaka
   A   B7       E
Maniry eny an-tsaha

Tonony 6
    F#        F#          F#
Ny masony ny masony, dia maso mahafatifaty
   A             B7
Mahita ny zava-miafina
  A    B7    E
Izay afenina azy
Tonony 7
   F#       F#         F#
Ny orony ny orony, dia orona mahafatifaty
     A                B7
Mahalala ny rivotra tsara
      A       B7   E
Izay tokony hiainana

Tonony 8 
    F#        F#          F#
Ny vavany ny vavany, dia vava mahafatifaty
     A              B7
Mahasahy miteny ny marina
         A   B7   E
Izay tsy azo   lazaina

Tonony 9
    F#        F#          F#
Ny sofiny ny sofiny, dia sofina mahafatifaty
 A          B7
Heno ny vaovao
  A     B7    E
Izay hafenina azy

     Fiverenana
     C#                  F#
     Aminareo izay tady haka
     B                   B
      Tsy mijery tsy mitsiky 
            B           G#
     Tsy miteny izy ho oa

     C#                    F#
     Aminareo izay tady hitondra
     B          B
      Tandremo tandremo      
               B        E
     Sao dia maratra ho oa

        F#      F#       F#          
     O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a
     G                  F#           E  
      Nahoana ho aho ianao no dia masiaka
        F#      F#       F#          
     O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha
     G         F#          E  
      Manana tsilo ananki-telo
Tetezana
E    F#
Ô ...O
 A      B7         E   -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha 
E                F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
 A      B7         E   -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha

Tonony 9
     F#          F#            F#
Ny tratrany ny tratrany, dia tratra mahafatifaty
A                    B7
Afaka manome ronono velona
            A       B7      E
Ho an’ireo zaza tsy ampy sakafo

Tonony 10
    F#        F#          F#
Ny kibony ny kibony, dia kibo mahafatifaty
A             B7
Afaka manome zaza
        A            B7   E
Ho an’ireo izay tsy mba  manana
Tonony 11
    F#        F#          F#
Ny tanany ny tanany, dia tanana mahafatifaty
A              B7
Enjankenjana tsara 
      A        B7   E
Sady be bokon’hozatra

Tonony 12
    F#         F#           F#
Ny tongony ny tongony, dia tongotra mahafatifaty
 A          B7
Vakivaky ny andro vao maraina
 A           B7       E
Sy ny fotaka eny an-tsaha

     Fiverenana
     C#                  F#
     Aminareo izay tady haka
     B                   B
      Tsy mijery tsy mitsiky 
            B           G#
     Tsy miteny izy ho oa

     C#                    F#
     Aminareo izay tady hitondra
     B          B
      Tandremo tandremo      
               B        E
     Sao dia maratra ho oa

        F#      F#       F#          
     O raozy O raozy e, raozy kely maty aho a
     G                  F#           E  
      Nahoana ho aho ianao no dia masiaka
        F#      F#       F#          
     O raozy O raozy e, raozy kely an-tsaha
     G         F#          E  
      Manana tsilo ananki-telo
Tetezana/Famaranana
E    F#
Ô ...O
 A      B7         E   -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha 
E                F#
Ô raozy raozy e, O raozy raozy e
 A      B7         E   -B7-E
Raozy, zanaka tantsaha

Ny Anilanao (Jose sy Tahiana)

Hiran'i Jose sy Tahiana rehetra: Jose sy Tahiana
A':  x07655
Bb:  x13331
C#m: x46654
D/F#:2xx232
E/G#:4xxx00
F#m: 244222  F#: 244322
Gm:  355333

Fampidirana
C F C F
C F C

Tonony 1
       F                   F               F            
Raha mbola mitempo, raha mbola mivetso ny fo
 F       Gm                  Gm
Dia ho anao, ho anao ry tsy foiko 
         Bb                       C     
Ny anilanao no ventiventesiko hatrany 
           C                          D
Ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy 
     D       G  D/F# Em
Ry ilay nofini____diko

   Em         C  D          D           Em
Ianao no efa tiako,  hiara-dia ka ho doria 
          Em        C            D
Ka amin'ity andro ity dia isika roa, 
   D                      F
Hanorina ilay tokantrano soa 
   F        C      C       D
Tokantrano soa, lafatra tokoa

Tonony 1 (ambony)
       G                   G               G            
Raha mbola mitempo, raha mbola mivetso ny fo
 G       Am                  Am
Dia ho anao, ho anao ry tsy foiko 
         C                        D     
Ny anilanao no ventiventesiko hatrany 
           D                          E
Ny fitiavanao no ambetin-dresako hoe mamy 
     E       A  E/G# F#m
Ry ilay nofini____diko

   F#m        D  E          E           F#m
Ianao no efa tiako,  hiara-dia ka ho doria 
          F#m       D            E
Ka amin'ity andro ity dia isika roa, 
   E                      G
Hanorina ilay tokantrano soa 
   G        D      D       A
Tokantrano soa, lafatra tokoa

     Fiverenana
                 A           D E
     Na tsiky tomany ianao ihany 
               E             A F#
     Ianao no tokako eto an-tany 
                F#      Bm
     Ka ninon'inona hanjo 
            Bm          E
     Dia ianao ianao tokoa 
              E               A Bm A'
     Ianao no andry hiankinan'ity fo 

          A'                  D E
     Na ngidy na mamy ianao ihany 
               E             C#m  F#
     Ianao no tokiko eto an-ta___ny 
             F#           Bm
     Efa voasoratra fa ianao
        Bm           E
     Ianao no anjarako 
                 E                  A Bm A' Bm A
     Fitiavako anao dia tsy mba ho la_________ny

Tonony 2
   G                G              G            
Injay fa migadona ilay ora mamy tokoa 
  G       Am                 Am
Ilay ora sarobidy nandrasantsika roa 
          C                   D     
K' ilay voady nohamasinin'ny Ray Tsitoha  
         D                  E
Ka ireo havana sy namana hifaly  
     E       A  E/G#   F#m
Fa nampifandraisin'ny fo

   F#m          D  E              E           F#m
Hitambatra ho ira__y, hitambatra ho mandrakizay 
           F#m     D            E
Ka ninon'inona hanjo dia isika roa 
         E               G
Efa nifanaiky hiezaka tokoa 
    G      D      D       A
Hiezaka tokoa, hizara ny soa

     Fiverenana
                 A           D E
     Na tsiky tomany ianao ihany 
               E             A F#
     Ianao no tokako eto an-tany 
                F#      Bm
     Ka ninon'inona hanjo 
            Bm          E
     Dia ianao ianao tokoa 
              E               A Bm A'
     Ianao no andry hiankinan'ity fo 

          A'                  D E
     Na ngidy na mamy ianao ihany 
               E             C#m  F#
     Ianao no tokiko eto an-ta___ny 
             F#           Bm
     Efa voasoratra fa ianao
        Bm           E
     Ianao no anjarako 
                 E                  A Bm A
     Fitiavako anao dia tsy mba ho la___ny

Tetezana (naoty  mitovy amin'ny fiverenana)
A D    E  E    A F#
 Ie____ ,  o o o o
Bm  E  A

     Fiverenana (mitovy amin'ny ambony
     ankoatran'ny farany io ambany io
                 E                  A Bm A' Bm A
     Fitiavako anao dia tsy mba ho la_________ny
 

Saro-piaro (Ny Jihy)

Hiran'ny Jihy rehetra: Ny Jihy
Bm: x24432

Fampidirana
G Bm C D (4x)
D
Tonony 1
   D               G        
Manindrona ny ati-foko tontolo 
 C               D
Firesahanao aman’olona
 D                   G        
Satriko ianao mba ho ahy manontolo 
    C              D
Na dia ho be ny mpialona 

Tetezana
    G                      C
Ny hasarotam-piaroko aza efa tafahoatra 
D                G
 Sy ny fitiavan-tena 
 G                       C
Raha ny tena izy dia tsy izany loatra 
A               D
 F'izao raha jerena 
     
     Fiverenana (2x)
     G     Bm              C        D      G
      Ahy ianao (ahy ianao) ka ho arovako foana 
               Bm C      D       
     Ahy ianao,     tsy foiko fa ahy 
     Em                       C  D
      Tsy mahatsiaro ho tena tia aho 
      D                G
     Raha tsy saro-piaro 

G Bm C D (4x)
D

Tonony 2
   D                   G        
Nataonao adala angamba aho indraindray
 C                      D
Tezitezi-poana tsy amin’antony
      D                       G        
Raha toa ka hankahalaiko ilay olona iray 
  C                    D
Tsy mahalala ny tokony ataony

Tetezana
     G                    C
Tsy fantatro izay foton-dresakareo 
D              G
 Tsy misy antony 
     G                  C
Tsy fantatro izay antondianareo
A                 D
 F'izao no fantatro

     Fiverenana (2x)
     G     Bm              C        D      G
      Ahy ianao (ahy ianao) ka ho arovako foana 
               Bm C      D       
     Ahy ianao,     tsy foiko fa ahy 
     Em                       C  D
      Tsy mahatsiaro ho tena tia aho 
      D                G
     Raha tsy saro-piaro
G Bm C D (4x)

Ny Akaikinao (Farakely & Laza)

Key: C, G

Intro (Key: C)
C(add9)..F/A..    | C/E..F..
C/G..    G(add9)..| C-Csus4 C..

Verse 1
                 C(add9)  C/E       F
N'andro manjombona, n'hatsiaka mamanala
   C/E       Dm(add9)            C/G G(add9)
Rehefa eo ianao, misind’ ireny mia__la
     C          F/C        C/E  F 
Hafanana, tambitamby teny mamy
           C/G     G(add9) C--Csus4-C..      
Aleoko foana, eo anilanao hatrany

     Chorus #1
                 F              G
     Fa ny anilanao anie ry tiana
            C          C
     Dia mitondra fifaliana
           C/E      F       
     Raha lavitra anao
          D7          G-G(add9) G-G7
     Tsy hita izay hatao
            C   C/E          F   Dm7
     Ny alina, toa diavolan-dava
                  C/G          
     Mbola hafa ihany
             G         C-Csus4-C..
     Izany akaikinao izany
--> Am..(D)

Verse 2 (Key: G)
    D         G(add9)          C(add9)
Na rivotra mifofo, na orana mifafy
   G/B       Am(add9)          Dsus4-D7
Rehefa eo ianao, toa elatra mitafy
      G            C            G/B  
Sangisangy, tsikitsiky tsy mba lany
C              G/D          D7       G
 Toa satry foana, ho eo anilanao hatrany

     Chorus #2
                 C              D
     Fa ny anilanao anie ry tiana
            G          G
     Dia mitondra fifaliana
           G/B      C         A(7)       D
     Raha lavitra anao, Tsy hita izay hatao
            G   G/D    G      C   Am7
     Ny alina, toa diavolan-dava
                  G/D          D7        G
     Mbola hafa ihany, izany akaikinao izany
Bridge 
C..Am7-D | G....                        
                Mbola hafa ihany raha ianao
C..Am7.. | D..D7/F#      G     C
              ---->Fa ny anilanao....
     Chorus #2
     Outro
     C             G/D          D7      
      Mbola hafa ihany, izany akaikinao 
           C..Cm   G
      Ny akai___kinao

A7: x02020 Am7:  x02010 Am(add9):x02410 
C/E:0x2010 C/G:  3x2010 C(add9): x32030 
           Cm:   x35433 Csus4:   x33010 
D7: xx0212 Dm7:  x57565 Dm(add9):xx0230 
           D7/F#:2x0212 Dsus4:   xx0233 
F:  1x3211 F/A:  x03211 F/C:     x33211 
G7: 3x0001 G/D:  xx0033 G(add9): 3x0203

Hiran'i Farakely sy Laza rehetra: Farakely sy Laza

Sariaka (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Tonalite: G (Capo: 2)
Open G (DGDgbd)
C/G: x02012 Csus4(add9): x5056x
D5:  020230
G:   x00000

Fampidirana
C/G  G  D5 (3x)
C/G  G

Tonony 1
D5        C/G G  D5        C/G G       
Oh Sariaka      ny fitsikinao
 D5      C/G  G      D5      C/G G       
Dia mibaliaka   manodidina anao
      D5        C/G G       D5        C/G G       
Mampisokatra fijery  sy ny saina teritery
      D5      C/G   G         D5        C/G G       
Mampamoa varavarana   izay malaina namana

     Fiverenana
      D5         C/G  G             D5         
     Mahavariana ahy,   mahavariana ahy e
         D5        C/G G           G        D5   Csus4    
     Ny nazakanao ahy,   amin'ny tsikitsikinao e

Tonony 2
          C/G  G D5        C/G G       
Oh Sariaka      mety va ianao
  D5      C/G G    D5         C/G G       
Hiaraka isika   ho any Ambalavao
   D5       C/G G        D5    C/G G       
Mifampitositosy   anaty taxi-brosy
     D5        C/G G      D5      C/G   G       
Mampiondakondana     lalana miolakolana
     D5         C/G G        D5     C/G G       
Tsy lavitra ny dia,  rehefa mifankatia
         D5     C/G G     D5       C/G G       
N'aiza n'aiza aleha, dia vetivety be

     Fiverenana
      D5         C/G  G             D5         
     Mahavariana ahy,   mahavariana ahy e
         D5         C/G G           G        D5   Csus4    
     Ny fitondranao ahy,  amin'ny tsikitsikinao e

Tonony 3
          C/G G         D5         C/G G       
Oh Sariaka      mila kafe mafana izao
 D5         C/G G         D5         C/G G       
Tonga soa isika   maraina eto Ambalavao
 D5              C/G G         D5       C/G G       
Manitra ny kafe gasy, nasiana siramamy gasy
     D5         C/G G         D5      C/G G       
Tapaky ny kopy vy     fa nofenonao fitia

     Fiverenana
      D5         C/G  G             D5         
     Mahavariana ahy,   mahavariana ahy e
         D5         C/G G           G        D5   Csus4   
     Ravoravo ny fanahy,  amin'ny tsikitsikinao e

Tonony 4
               C/G G         D5    C/G G       
Tsara ny mofo gasy,  ka aza milasilasy
       D5           C/G G      D5             C/G G       
Tsisy fady fa tena fy     sahazan'ny mpifankatia

     Fiverenana
      D5         C/G  G             D5         
     Mahavariana ahy,   mahavariana ahy e
         D5         C/G G      G                  D5  Csus4   
     Ravoravo ny fanahy,  fa tsena ny eto Ambalavao e
Famaranana
         C/G G  D5      
Oh Sariaka      

Hifidy Gitara

Salama daholo – inty ny lahatsoratra voalohany izay hosoratana eto ka aleo dia atomboka amin’ilay fitaovana izay fampiasan’ny mpitendry (ho an’izay te hividy vaovao). Ho an’ny mpanalazy dia gitara akoustika no resahana eto satria ny gitara elektrika mila zavatra maro miaraka aminy (ampli, cable, sns).

Tady vy sa nylon

Ny gitara mampiasa tady vy matetika no be mpanana satria mety hitendrena gadon-kira maro (Mahaleo, Kiaka, Tirike, etc…) sady mora solona ny tadiny.

Betsaka amintsika koa anefa ny manana gitara klasika (tady nylon) ary dia tsara tokoa ny mitendry azy indrindra rehefa mitendry Erick Manana na hira nosoratan’i Dadah Rabel (Mahaleo). Ny hira mampiasa tendry gasy (CGDGBE) dia matetika gitara klasika no tena tsara hitendrena azy.

Raha ny tsara ary raha misy ny fahafahana dia tsara kokoa manana an’izy roa, indrindra raha tia manao tendry gasy, amin’izay tsy miovaova firy ny tuning.

Hazo (bois solide sa stratifiee)

Tsara kokoa raha bois solide no hazo hampiasana satria tena mivoaka tsara ilay feo, kanefa lasa mahalafo an’ilay gitara io. Mety sarotra raha any Madagasikara ny hoe bois solide ny guitar manontolo noho ny vidiny, fa raha azo atao dia ny tampon’ilay gitara (top) dia bois solide satria ny tampony no tena mamoaka ny feo.

Maro ankoatran’ireo ambony ireo ny zavatra mety ho tadiavan’ny mpitendry rehefa mijery gitara (vidiny ohatra, ny angezan’ny gitara, elektronika miaraka aminy, elektrika sa akoustika) fa ireo ambony ireo no vitsivitsy afaka hanombohana raha hanala azy fotsiny. Hanome marque vitsivitsy eo ambany ao ny tena raha mety hahasoa.

Gitara tady vy (steel string)

-Takamine: inty marque ity no tena malaza fampiasan’ny mpihira/mpitendry ao Madagasikara. Dama (Mahaleo) no tena malaza mpitendry  Takamine, fa misy hafa toy i Tovo J’Hay, Ambondrona

Takamine G70

Takamine G70

Yamaha: Toa betsaka ny hita mitendry azy tamin’i Coulisse en TV plus

Yamaha F325

Yamaha F325

Gitara klasika

Yamaha: Raha mampitovy ny kalitao sy ny vidy dia tena tsara ny gitara klasikan’ny Yamaha

Yamaha C40

Yamaha C40

Marihina fa raha hividy gitara dia ny tsara indrindra ny manandrana mitendry maromaro ka dia izay mety amin’ny sofina no vidina. Torohevitra ihany ireo ambony ireo.  Ho an’izany mipetraka any ivelany dia manana safidy maro kokoa arakaraky ny fahafaha-mividy (Martin, Taylor, Gibson, Godin, etc…).

 

 

Voasary (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Open E (EBEg#be)
Open D (DADf#ad) - Capo 2
Raha tsy mahazaka Open E ilay 
gitara ataovy Open D sy Capo 2
no ampiasana)
A: 555555
B: 777777 B': xx7777
D: (10)(10)(10)(10)(10)(10)
E: 000000 E': 00(12)(12)(12)(12)
F#:222222

Fampidirana
E' D A B'
A  E (2x)
A-B'-A-E (2x)
Tonony 1
E'           D                      A           
 Iny izy fa tazako eny an-tampom-kavoana     
   A        B'                   
Mamikavika mafy ery ambany ery a
E                     A           
 Mitofatofa amin’ ny zipo    
 A        E A-B'-A-E 
Zipo lavany

Tonony 2
E'           D                                 
 Fafazan’ ny orana avy any atsimo izy     
A           B'                                
 Tohan’ ny rivotra tsy avelany mandeha
E                     A           
 Mavitribitrika anefa izy    
   A           E     A-B'-A-E
Mitaingina ny kapany

Tonony 3
E'                D                         
 Na dia misy aza ny fiakarana mideza   
A                 B'                       
 Izay miandry azy atsy aloha atsy a
E                              
 Mavitribitrika izy e    
A                  E   A-B'-A-E
 Hamangy ilay malalany

     Fiverenana (2x)
           E               F#             
     Ny famindrany amin’ izay e
            B                  E
     Manaraka ny fitempon’ ny fony a
     A-B'-A-E

Tonony 3
E'                D              
 Midobodoboka ny fony
       D            A
Midobodoboka aok’ izany 
   A          B'                
Rehefa tonga teo am-baravarana
E                         
 Nandondona indroa izy e    
A                 E  A-B'-A-E  
 Nefa tsy nisy namaly

Tonony 4
E'                 D              
 Saika handondona fanintelony izy
A              B'                
 Nivoha anefa ny varavarana
E                                
 Ka nampandrosoiko izy e   
A             E A-B'-A-E
 Tato an-trano

     Fiverenana (2x)
         E             F#             
     Mangetaheta anefa izy e
     B                   E
      Dia notolorako voasary
     A-B'-A-E

Tonony 5
E'                   D              
 Somary gaga anefa izy
   D            A
Nijery ilay voasary 
    A        B'                  E    
Voasary efa vita vaofy no nomeko azy
      E           A           
Nanontany ahy izy e    
    A       E    A-B'-A-E  
Nankaiza ny odiny

Tonony 6
E'                 D              
 Be mpaniry mantsy io voasary io
A                                   
 Zay tonga ato an-trano 
       B'
Dia mihinana ny odiny
E                         A           
 Ny fonin’ ilay voasary anefa   
       A              E  A-B'-A-E
Tsy nomeko an’ iza n’ iza

     Fiverenana
        E             F#             
     Natokako ho anao e
     B                   E
      Ny fonin’ ilay voasary a
     A-B'-A-E
        E             F#             
     Natokako ho anao e
     B              E
      Ilay voasary mamy an
     A-B'-A-E

Fiainan’Antananarivo (Dama)

Hiran'i Dama rehetra: Dama
Capo: 1
Open G (DGDgbd)
C: x55555
D: 077777
F: x(10)(10)(10)(10)(10)
G: x0(12)(12)(12)(12) na x000(12)(12)

Fampidirana
D   G  F   D  (2x)

Tonony 1
2x
                      G          
Manimanina ny any aminay izaho e
     G         D   
Manimanina te-hody
---------------------------------
    D             F         
Ny foko izay malahelo
     F                 G   
Tsy haiko ny hanaovana_azy 
  G              F C              G
Izaho tsy manam-bola handehanana hody (2x)
D

Tonony 2
                   G          
Efa tonga efa ela be ’zaho e 
 G            D   
Teto Antananarivo
     D            G          
Nikarama efa ela be ’zaho e 
 G            D   
Teto Antananarivo
 D                   F    
Nefa dia hatramin’ izao 
       F            G
Tsy nahangona vola firy 
     G             F     C                  G
Ny frais mbola tadiavina e, k’aleoko mijanona (2x)

     Tetezana 
     2x
            G              F
     Mahatsiaro ny any aminay aho ry nama 
               G              F  G
     Dia te hody, dia te hody a
     ------------------------------------
       G               F            G
     Fiainan’ Antananarivo hiara-malala 
                G     F   G
     Fa tsy te mahatamana
       G               F            G
     Fiainan’ Antananarivo hiara-malala 
             G      F   G
     Fa tsy te hahalala
           G               F                 G
     Mitsakaraka vola isan-andro ka mandreraka
                 F  G
     Ka mandreraka 
           G             F                G
     Samy maka ho azy daholo, tsisy iainana
                 F 
     Tsisy iainana

Famaranana
2x
C              G               C  
  O ry akamako a , omeo korazy aho 
      C           G
Fa mitady ho reraka
----------------------------------
C              G               C  
  O ry akamako a , omeo korazy aho 
       C            G
Mba ho entiko hiady an
C              G                      C  
  O ry akamako a , aza avela ho irery aho
   C            G
’Ndao mba hiaraka 
C              G                      C  
  O ry akamako a , aza avela ho irery aho
  C              G
Tsara raha miaraka

Tonony 1