Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidirana
D..G
Tonony 1D G
Tsy mba rariny kosa re!
D G
.Raha zavatra tsy natao e
D G
.No hitondrana ny mangidy e
D G
.O!mijaly tsy manan-tsafidy
Tonony 2
D G
Aiza re ny mazava ety?
D G
.No fitsaran'ny nofo kely fitia
D G
.No manjaka hatrany hatrany e
D G
.Maro ny ontsa ka tomany
Fiverenana G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny marina
G A
Ka tsisy intsony
D
Ny ho solafaka
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny tena fitia
G A
Ka ho foana daholo
D
Ny mpihatsaravelatsihy
Tonony 3 D G
Mahonena tokoa indrisy
D G
.Fa misy sahy manitsinitsy
D G
.Manendrikendrika tsotra izao oa
D G
.Ny zavatra tsy vita tsy natao
Tonony 4
D G
Maro isika mpivahiny
D G
.Voafingana nianjera ka nariana
D G
.Diso anjara dia mitantara
D G
.Very ny ho avin’ny dimby sy fara
Fiverenana G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny marina
G A
Ka tsisy intsony
D
Ny ho solafaka
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny tena fitia
G A
Ka ho foana daholo
D
Ny mpihatsaravelatsihy
Tonony 5D G
Tsy mba rariny kosa re!
D G
.Raha izy foana no atao hijaly e
D G
.Hitondra ny zioga mandrakizay
D G
.Fa tsy mba hanana ny tena rahalahy
Tonony 6
D G
Aiza re ny fahamarinan' ety?
D G
.No fitsaran'olombelona kely fitia
D G
.No manjaka ety an-tany e
D G
.Maro ny ontsa lasa lavitr'any
Fiverenana G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hifarana ny endrikendrika
G A
Ka tsisy intsony
D
Ny higadragadra foana
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny tena fitia
G A
Ka tsy hisy intsony
D
Ny mpihatsaravelatsihy
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny marina
G A
Ka tsisy intsony
D
Ny ho solafaka
G A
Mba rahoviana e, mba rahoviana an
D A Bm
No hanjaka ny tena fitia
G A
Ka tsy hisy intsony
D
Ny mpihatsaravelatsihy
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
B: x24442
C#m: x46654
F#m7:2xx220
FampidiranaA..B..E...
A..B..C#m..BTonony 1 E
Tsy maintsy misy,
A F#m7
Manaraka anao eny ihany
E C#m
Ny herin-tsaina hanova loko
B
Izato fonao
Tetezana
E F#m7
Tsy maintsy zava-baovao
A C#m
Tsy mbola nisy sy niseho
E F#m7
No_hanafaka ireo taraina
A E..
Hanilo anao ho very saina.
Tonony 2 E
Tsindrio mafy
A F#m7
Ny fanadinoina an-tsainao ao.
E C#m
Fa toy ny rano raraka_iny
B..
Ka izao
Tetezana
E F#m7
Izay ampitso mbola ho be
A C#m
Ka ny tandrify no jereo
E F#m7
Ndeha halao io fa toazo
A E...
Ilay tolotra toa voninkazo.
Fiverenana A B E..
Raha izy no hampirongatra tomany
A B E..
Tsy ny tantely tokana no mamy.
TetezanaA..B..E...
A..B..C#m..BTonony 3 E
Ny zaza bodo
A F#m7
No tambazana vato mamy.
E C#m
Fa_efa namikitra olon-kafa
B..
Tsotr'izany.
Tetezana
E F#m7
Hisy hafa iray tendry ho anao
A C#m
Safidy mbola vaovao
E F#m7
Indray mandeha no manta vary
A E..
'Lay toky anie ka tsy fanary
Tonony 4 E
Fa hira kosa
A F#m7
Hanambarana izay niseho
E C#m B..
Ny disadisa sy ny laaamina_tefeo
Tetezana
E F#m7
Dia harindrao hilanto tsara
A C#m
Dradradradrao mba hanambara
E F#m7
Fa zara aza nisy an’iny
A E..
Atao antsaly mahasondriana.
Fiverenana (2x) A B E..
Ilay nankararirary teo dakao
A B E..
Tontolo hafa indray no tano ho anao
Intro (Key: D)D..F#m7.. G Asus-A (2X)
Verse 1 D F#m7
Ny lasa tsy_asiana hanenenana
G Asus-A
Tsy maintsy ho tonta avy eeeeeo
D F#m7
Fa tsy_andriko ny andro hiverenana
G A Asus-A
Hifankahitako aminao
Verse 2
D F#m7
Tsy asiana alahelo 'zay vita
G Asus-A
Ny nenina tsisy tsy akoooory
D F#m7
Ny ho_avy no hiaraha-mahita
G A___Bbdim
F'izay no tsy ahitako tory
Chorus Bm A
Soamalala o
G D
Tsy izay no mafana izaho fa
G D
'Sika voatery nifandao_tsy_mba
G D/F# A___Bbdim
Hifandray tanana akory
Bm A
Soamalala o
G D
Manina anao aho izaho e
G D/F#
Tsy handriko ny_andro
G A D
Hifankahitako aminao
--------------------------------------------
2x
Bm D2 D-Dsus4-D
Tsy_andriko ny_andro, tsy andriko ny_andro izay
G A D
Hifankahitako aminao
-> Intro (2x)Verse 3D Em
.Il y a un temps pour rire
D/F# G
.Un temps pour pleurer
Bm A
.Un temps pour partir
G A
.Un temps pour parler
Verse 4
D Em
.Un temps pour tout dire
D/F# G
.Un temps pour parler
Bm A
.Un temps pour revenir
G A-Bbdim
.Et l'heure de vérité
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Dm: xx0231
E7: 020130
G6: 320000
FampidirinaC...Dm...G...C..
A...Dm..
F..G...C G-Am-G/BTonony 1 C E7
Ny alina mangina
Am Gm
.Toa mampanembona ahy
F C
.Ny volana baliaka
D C G
.Mampifoha ny tsiahy
Tonony 2
C E7
Tsy andriko ny ampitso
Am Gm
.Hahita anao indray
F Dm Dm C
Ka hiondanako eo an-tratranao
G G GC
Hiangotiako aminao
Fiverenana F F F
Mametsovetso anao ny foko
F G Am C
Enga anie ka_ho_azo nofy
D7 D7 D7
Hitohy mandra-maraina lay nofy
Am G6 Am G G
Ka ho mirana_aho ny_hahita anao
Tonony 3 C E7
Manganohano irery_aho
Am Gm
.Ny_alahelo anao tsy_ho laitra
F C
.Fitia vao miandoha_ka
D C G
.Mora_tohina sy taitra
Tonony 4
C E7
Hiomanako ny ampitso
Am Gm
.Hihaonantsika indray
F Dm Dm C
Hitohofako 'lay molotrao
G G GC
Hisambarako sy ianao
Fiverenana F F F
Ny fendrofendro anaty tsy_ho tanty
F G Am C
Ny_ao am-poko mitoloko
D7 D7 D7
Lay nofy no antenaiko, ry aiko
Am G6 Am G G
Hanohizako embona anao
SoloC...E7...Am...Gm..
F...C...D7...G..
C...E7...Am...Gm..
F...Dm.G7.C.
G6.G.G6.C. Dm-G
Fiverenana
F F F
Mametsovetso anao ny foko
F G Am C
Enga anie ka_ho_azo nofy
D7 D7 D7
Hitohy mandra-maraina lay nofy
Am G6 Am G G
Ka ho mirana_aho ny_hahita anao
Tonony 5 C E7
Hanofy anao no iriako
Am Gm
.Hiandrasako ny ampitso
F C
.Izay mielina tsy_ho tiako
D C G
.Ndrao_tsisy hifaliako
Tonony 6
C E7
Hoezahiko lay nofy
Am Gm
.Hiantefa any aminao
F Dm DmC
Hiombo-nofy_aloha isika anio
G G GC
Ho_ali-mamy sy hadio
Fiverenana F F F
Ny fendrofendro anaty tsy_ho tanty
F G Am C
Ny_ao am-poko mitoloko
D7 D7 D7
Lay nofy no antenaiko, ry aiko
Am G6 Am G G
Hanohizako embona anao
Hiran'i Do Rajohnson rehetra: Do Rajohnson
Hiran'i Lola rehetra: Lola
Bb: x13331
Dm: xx0231
Gm: 355333
Fampidirina
Bb...C...Am...Bb... (4x)
Tonony 1 F Bb F
Tsy haiko fa (hi)hira aho ho anao
Bb Bb C
Tsapako, f'izay no azoko atao
F Bb Am
Mamiko ny ora toy izao
Dm C
Fifaliana no ao am-poko ao
Fiverenana Bb C
Ho tsinjaraiko manontolo
Am Dm
Homeko, hafoiko daholo
Gm C
Ampiray antsika ety
Am Dm
Ny fontsika hifangina
Bb C
Ho tetezitsika hiombonam-peo
Am Dm
'Reo voady rehetra ireo
Gm C F
Ouh ouh ouh ouh ouh, ouh ouh
Tonony 2F Bb F
Any ora, any andro iray
Bb Bb C
Mbola hihaonantsika eto indray
F Bb Am
Ny fotsika mbola hifandray
Dm C
Hiarika, hihira rahatrizay
Fiverenana Bb C
Ho tsinjaraiko manontolo
Am Dm
Homeko, hafoiko daholo
Gm C
Ampiray antsika ety
Am Dm
Ny fontsika hifangina
Bb C
Ho tetezitsika hiombonam-peo
Am Dm
'Reo voady rehetra ireo
Gm C
Ny hira no hiaro
Am Dm
Hanandratratra ny fo
Dm
Hira iray (hira iray)
C
Mandrakizay
C F
Ho anao sy ho ahy
TetezanaF Bb F....
Bb....C..Am
G..C..G....
C....Am..D
Tonony 2 (ambony)G C G
Any ora, any andro iray
C D
Mbola hihaonantsika eto indray
G C Bm
Ny fontsika mbola hifandray
Em D
Hiarika, hihira rahatrizay
Fiverenana (ambony) (2x)
C D
Ho tsinjaraiko manontolo
Bm Em
Homeko, hafoiko daholo
Am D
Ampiray antsika ety
Bm Em
Ny fotsika hifangina
C D
Ho tetezitsika hiombonam-peo
Bm Em
'Reo voady rehetra ireo
Am D
Ny hira no hiaro
Bm Em
Hanandratratra ny fo
Em
Hira iray (hira iray)
D
Mandrakizay
D D G
Ho anao sy ho ahy
G C (3x)
Hiran'i Njakatiana rehetra: Njakatiana
A#: 688766
C#: x46664
D#: x67776
G#: 466544
Tonony 1 D A D
Raha latsaka ny orana, 'zany havako izany
G A D D-A
Dia izao hanim-bolo, hanembona anao
Bm F# Bm
..Ny filatsaky ny orana, ao an-tafotrano
G A D
..Firitsoky ny rivotra, ao an-tratrako ao
Tonony 2D D A D
..Raha latsaka ny orana, 'zany havako izany
G A D D-A
Dia izao hanim-bolo, hanembona anao
Bm F# Bm
..Toa mitondra tsy hay, nandreraka hatrany
G D A D
..Avandra ho avy, hanimba ny felana
Fiverenana F# Bm
Ny feo mitoloko, toa reko sahady
A D
Ny kiaky ny manina, toa miantsoantso lava
B Em
Ny feo mitoloko, toa reko sahady
G A D
Ny kiaky ny manina, toa miantsoantso lava
Tetezana (ny teboka isan'ny tendry)D.....C...G
Em.....A..D
D...A...C...G
G...D...A...D
Tonony 3 D A D
Mba aiza ianao izao, 'zany olon'izany
G A D D-A
'Lay olo-nandalo, toa lasa nandao
Bm F# Bm
..Ranomaso tsy ho latsaka, tsy ho latsaka intsony
G D A D
..Avandra ho avy, hanimba ny felana
Tonony 4D A D
..Any ianao 'lay nandainga, ilay nitantara
G A D D-A
Ho avy foronina, ho avy tsy hisy
Bm F# Bm
..Ny fotoana ho lany, ny fiainako ho_avy
G D A D
..Ho avy haninona, o toa manjombondava
Fiverenana F# Bm
Ny feo mitoloko, toa reko sahady
A D
Ny kiaky ny manina, toa miantsoantso lava
B Em
Ny feo mitoloko, toa reko sahady
G A D C#
Ny kiaky ny manina, toa miantsoantso lava
Tonony 5 (ambony) G# D# D#
Raha latsaka ny orana, 'zany havako izany
G#A# D# D#-A#
Dia izao hanim-bolo, hanembona anao
Cm G Cm
..Ny filatsaky ny orana, ao an-tafotrano
G# A# D#
Ny kiaky ny manina, toa miantsoantso lava (2x)
Hiran'i Mahaleo rehetra: MahaleoOpen G (DGDgbd), Capo: 2IntroD..Dsus4.D...| C..C-D/C..C
Tonony 1D D E*
Toa vorondreo mitoreo aho
D E D
Ny miantso anao no sarotra e
E* D E*
Ny ako foana no mamaly ahy
D E D
Toa volan-kakafotra e
Tonony 2
E* D E*
Diso tia anao foana aho
D E D
Jamba ny fitia
E* D E*
Malahelo anao foana aho
D E D
Toa lasa aretina izy ity
Fiverenana (2X) F# B Badd2-B
..Ho fanafodin’izany e
F# B Badd2-B
..Mila midina eto an-tany
F# B Badd2-B
..Izany saiko izany e
D C#
..Fa variana loatra any aminao any
Tonony 3E* D E*
Ny saiko tonga eto an-tany ihany
D E D
'Zay ilay nantenaina
E* D E*
Ny foko tsy manaiky izany
D E D
Izy koa hono manan-tsaina
Tonony 4
E* D E*
Ny saina dia manambara
D E D
Misy fetrany ny fitia
E* D E*
Ny fo koa sahy mamaly tsara
D E D
Tsy_azo ferana izy ity
Fiverenana (2X) F# B Badd2-B
..Ho fanafodin’izany e
F# B Badd2-B
..Ny midina eto an-tany ihany
F# B Badd2-B
..Fampiarahana avy hatrany
D C#
..Ny fo sy saina ho iray ihany
Famaranana C B
..Ny fo sy saina ho iray ihany
E* D E D (2x)
Intro: Fmaj7..Bb/F..
Fmaj7..Bb(add9)/F..
Verse 1 F
Hay ve ka nisy
Bb/F C/F Bb/F
Raozy nokoloinao haniry tamiko
F C/D Dm7 G7(9)
Fa ny foko no nanda tsy hamokatra intsony
Bb/C
Nefa tsy kivy ianao
Verse 2
F
Hay koa ve nisy
Bb/F C/F Bb/F
Finiavana hikarakara taminao
F C/D Dm7 G7(9)
Fa ny saiko no ninia tsy hahafantatra ireny
Bb/C
Fony naha teo anao
Chorus F D7
Fa lasa ianao vao tsapako
Gm7 C7
Nony indro ianao tsy tazako
F F/A Gm/Bb G7/B
Njay nilentika_lalina am-poko ao
Bbadd9/C C7 F
Lalim-paka ilay raozinao
F D7
Fa teo ianao tsy hitako
Gm7 C7
Niteny ianao tsy reko koa
F F/A Gm/Bb G7/B
Taitra ianao, ninia natory irery aho
Bbadd9/C C7 F --> Intro
Taitra avy eo aho nilaozanao
Verse 3 F
Raha mbola misy
Bb/F C/F Bb/F
Zay voatahiry tamiko ao anatinao
F C/D Dm7
Ento ho ahy fa hokoloiko ireo
G7(9) Bb/C
Hiroborobo, toy izay nataonao ahy
Verse 4
F
Raha mbola ao koa
Bb/F C/F Bb/F
'Lay teny hoe tsy ambetin-dresakao
F C/D Dm7
Ento aty, f’izay vao tsapako
G7(9) Bb/C
Ny tena heviny, nolazainao taloha
Chorus/Outro F D7
G E7 (Key: G)
Fa dindo tsy hay kosehina
Gm7 C7
Am7 D7
Am-poko ilay fitiavanao
F F/A Gm/Bb G7/B
G G/B Am/C A7/C#
Ka ny hany faniriako dia izao
Bbadd9/C C7 F C/D
Cadd9/D D7 G (Gmaj7)
Mandrakizay ho ahy ianao
Demo:
Lesona:
Key: C, Db
Intro (Key: C)C Caug-Eaug7/C | Am Dm7b5/Ab
Verse 1 Cmaj7/E
Ianao taloha
Dm7 G(add9)
Nanintona ahy, nahasarika ahy
Cmaj7
Ianao taloha
Dm7 G(add9)
'lay nantenaiko, no lalaiko
Pre-Chorus E7 Am7 (G) D/F# G
Satriko moa, ho isika roa
E/G# Am7 Bbmaj7 G
Nefa nangaina, heri-po very maina
Chorus #1 C G Am7
Efa fantatrao
F6 A7 Dm7 Am7-G/B
Nefa vitana___o
C E7 Am7
Nanalavitra ahy
F C Bb Intro
Nefa ny alokao toa, eo anilako eo
Verse 2Cmaj7/E
Izaho moa
Dm7 G(add9)
Niantso anao, nitady anao
C
Ianao koa
Dm7 G(add9)
Ilay nanda, Tsy nandray ahy
Pre-Chorus E7 Am7 (G) D/F# G
Niova ny fo, niova tokoa
E/G# Am7 Bbmaj7 G
Nanary dia, nanavao ilay fitia
Chorus #2 C G Am7
Efa lasa any aho
F6 A7 Dm7 Am7-G/B
F’efa vizana aho
C E7 Am7
Tsy mahandry anao
F C G Bb(6) Nefa ny alokao toa, mbola ao
Bb6 C(add9) Mbola ao, mbola ao
Bridge (C -> Db) E7 Am7 D/F# G
Naontsa ahy, ny sentosentonao
E/G# Am7 Bb-F/A-Gb/Ab..Ab..
Ianao nandao, nintsan'aho
Db ..Ab ..| Bbm7....[key: Db]
Gb6..Bb7..| Ebm7..Bbm7-Ab/C Db F7 Bbm7 Gb Db
Nanalavitra ahy, nefa ny alokao toa
Ab Bbm7-Ab/C
Eo anilako eeeeeeeo
Chorus #3 (Key: Db) Db Ab Bbm7
Efa lasa any aho
Gb6 Bb7 Ebm7 (Bbm7-Ab/C)
F’efa vizana aho
Db F7 Bbm7
Tsy mahandry anao
Gb Db Ab Bbm7-Ab/C
Nefa ny alokao toa, mbola ao
Db Ab Bbm7
Efa fantatrao
Gb6 Bb7 Ebm7 Bbm7-Ab/C
Nefa vitanao
Db F7 Bbm7
Nanalavitra ahy
Gb Db Ab B(6)
Nefa ny alokao, eo anilako eo
B(6) Db(add9)
Mbola ao, mbola ao (3X)
Key: G
Intro: Dsus4 D (Riff)
Verse 1G D/F#
Fitia tsy voarindra
Em7 Bm7b5
Tsy nety hafana ny fo
Cmaj7 A7/C#
Nikasa hifindra, hanova famindra
G/D B7 E7
Fa mba te ho soa
Am7
Efa leo ny mihafy
D7 C G
Fa tratry ny herika mafy
Verse 2G D/F#
Ka mila hazavana
Em7 Bm7b5
Mitady ny mety kokoa
Cmaj7 A7/C#
Lasa tsy tana, hanavao filalao
G/D B7 E7
Fa mba te ho soa
Am7
Handositra ditra
D7 C G
Fa be ny ratra sy tritra
Chorus C
Ka indro ny tanako
D/C C
Hanome ny anjarako
B7 Em7 G7/D
Hanoro, ankahery
C
Ny havia sy ny havanako
D/C C
..Hamihina ny havako
B/D# Em7 G7/D
Raha sendra ka very
Interlude:
C..D/C..| C..B7..|Em7..G7/DVerse 3G D/F#
..Koa aza sondrina
Em7 Bm7b5
Ho lavitra ny aleha
Cmaj7 A7/C#
Ahazo ny irina, ho sendra ny tiana
G/D E7
Fa ny tsiny efa be
Am7
Mahitsia ,mahereza
D7 C G
Enga anie mba hateza
Chorus #2
C
Izaho tsy havanana
D/C C
Raha toa ka resaka
B7 Em7 G7/D
Fa sahirankirana
G C
Raha kosa ka fitiavana
D/C C
Dia ananako betsaka
B/D# Em7 G7/D
Azo hivalamparana
Chorus #1 Riff Dsus4 D e|---3-0h2p0-------- b|---3-------3------ g|-------------2---0 D|-0-------------2-- A|------------------ E|------------------ Hiran'i Tarika Johary rehetra:Johary A7/C#: x4x055 Am7: x0555
Bm7b5: x20231 B7/D#:x6787x
Cmaj7: x35453 D/C : x40232
D7: xx0778
E7: 0xx979
G/D: x55433 G7/D: x5546x