Hiran'i Bodo rehetra: Bodo Bb:x13331 Dm:xx0231 G7:320001 Gm: 355333 Fampidirina F A Dm Bb F C F Tonony 1 F Efa fantatrao angamba C F ...Efa fantatrao angamba F Bb ...Fa ny fahitako anao G7 C ...Mampitombo lanja ny heriko A Dm ...Fa ilay fitsikinao G7 C ...Nampikombona ny feriko F Bb ...Fa ny diam-peninao G7 C ...Nahababo ny fijeriko A Dm ...Fa ny tononkalonao Bb C F ...Zary lasa tsianjeriko Tetezana D Efa fantatrao angamba Gm C ...Efa fantatrao angamba Tonony 2 F Bb ...Fa ny teny maminao G7 C ...No tahiry tsy mba veriko A Dm ...Fa ny andinim-piainanao Bb C F ...Raikitra ho misiteriko Gm C F Satria tiako, tia ahy ianao Bb F Ka ny aminao rehetra Gm C F ...Zava-tsaro-bidy ho ahy Gm C F Satria koa, tia ahy ianao Bb F Dia nisy hery izay nametra Gm C F Sy nitantana fanahy Famarana F Bb ...Fa ny foko manontolo G7 C ...No efa voakolokolo A Dm ...Hamoa fitia ho anao daholo Bb G7 C ...Hamoa fitia ho anao daholo C C Fantatrao hatramin’izao F Bb Fa ianao, ianao ihany Gm C F No hany tokako eto an-tany ..... F A Dm Bb F C F
Tag Archives: tondrom-peo
Tiako Izy (Rebika)
Hiran'i Rebika rehetra: Rebika Em9: 0x4030 Intro Dadd9..A/C#..| Bm7-A-G D..A.. | D..G(add9)/A Verse 1 D A G(add9) D D/F# Ny esoesonao, toa vao maika mampitombo G(add9) Em9 Asus4..A Ilay fitiavako azy izay Bm7 A D Tsy izay lazainao, no afaka G D A Dsus4..D Hanova izay najoro, ka hikoro Tetezana Em9 ....(2x) A7sus4....|A7sus4..A7 Verse 2 D A/D Na ny hery, na koa lalàna G/D D Na hisy fandraràna G G Dia tiako izy, izy koa tia ahy D A ’zahay tsy hisaraka Chorus #1 (2x) D A/C# Fa raha ny anay, mafy orina Bm7 A G Tsy ho voarodana D A D G(add9)/A Fitia tena matotra, vita fatotra Bridge/intro Verse 3 D A G(add9) D D/F# ’Zahay enjehinao, toa vao maika mifankatia G Em9 Asus4..A Mitombo sy mafana, ilay fitia, Bm7 A D Ny tiako ho tsapanao, matoa ’zahay G D A Dsus4 D G(add9)/A Tafara-dalana, dia teo ilay fitia__vana Verse 4 D A/D N'iza hanasazy sy handidy G/D D Na mamy io na hangidy G G Dia tiako izy, izy koa tia ahy D A ’zahay tsy hisaraka Chorus #2 D A/C# Bm7 A G Fa fo iray no mitambatra, mifanaraka D A D G(add9)/A Izahay tsy hifandao, na ho mora na ho sarotra D A/C# Bm7 A G Fa raha ny anay, mafy orina, tsy ho voarodana D A D G(add9)/A Fitia tena matotra, vita fatotra D A/C# Bm7 A G Ho ataoko tsara karakara, f'efa anjara D A D G(add9)/A Nomenao ho ahy, mandrak’izay Chorus #1 (2x) VST: FM Tines 2.0 (Classic DX-7)
Tena Namana (Poopy sy Eric Tahina)
Hiran'i Poopy rehetra:Poopy Hiran'i Eric Tahina rehetra: Eric Tahina Fampidirina F# F#sus4-F# Tonony 1 F#sus4 F# B C# F# Tsy ho be filaza aho, f’aleo ny tantara no hitsara F#sus4 F# B C# F# Tsy hiteny lava aho fa izay ataoko ho hitanao C#sus4 C# B F# Betsaka ny te_____ny fa ny tokana ambarako F#sus4 F# B C# F# D/E Ireny vita ire_____ny sy ny mbola ho avy ihany koa. Tonony 2 Asus4 A D E A Be ny efa vi____ta, mbola maro koa ny azo atao, Asus4 A D E A Ndao hiara-mi____ta, fa izaho ho toky ho andrinao. Esus4 E D A Ka raha mbola ni_____sy zavatra tsy mety ka natao, Asus4 A D E A E Tsy ho be fa vi____tsy satria efa mba niezaka aho. Fiverenana A D A E Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty A D F#m E F’izaho ho namanao foana mandra-maty. F#m E/G# A Bm A/C# D Amin’ny andro sarotra aho dia ho hitan_ao eo A/E E A Anilanao tsy mba mandao Fa namanao Tonony 3 Asus4 A D E A Tsy mb’izaho mihi____tsy no handeha hivadika aminao. Asus4 A D E A Izaho tsy hitsi___tsy raha mbola misy azo atao Esus4 E D A Ts’izaho velive____ly, no haka izay ampelantananao, Asus4 A D E A E Na koa hite____ny, hanaratsy indray ny fiainanao Fiverenana Tetezana Bm7 Bm7/E A Tsy izaho mihitsy no hivadika Bm7 Bm7/E A' Tsy izaho no andeha handroba 'nao F#m E* D F’izaho ilay tena namanao E E/F# - F# tsy mba mandao anao Solo Bsus4-B || E F# B (2x) F#sus4-F# || E B Bsus4-B || E F# B ..F# Fiverenana B E B F# Ny toky omeko anao tsy ho poak’aty B E G#m F# F’izaho ho namanao foana mandra-maty. G#m F#/A# B C#m B/D# E' Amin’ny andro sarotra aho dia ho hi_ta__nao eo B/F3 F# B Anilanao tsy mba mandao Fa namanao
1+1=1 (Poopy sy Ricky) – Guitar
Key: Eb (D - gitara 1er capo) Capo: 1 (Gitara)
Intro
G A Bm (3x)
Em9 A Bm
Verse 1
G A F#m
Sendra nandalo anie aho tamin’izay
G A Bm
Nivezivezy fa tokana iray
G A Bm-F#m
Tampoka teo reko avy any aminao
G A Bm
Hazavana hafanana hatsarana
Verse 2
G A Bm
Sendra nandalo ianao tamin’izay
G A F#m
Nifanojo ny masontsika
G A Bm
Nientana iray ny fo sy fanahy
G A D
Ka tsaroako tsy afaka an-doha
Chorus
G A Bm
Tsy nisy nanampo izaho sy ianao
G A Bm
Fa hifanojo-doha ho eto izao
G A Bm
Vonona ny hiaraka fa tia
G A Bm
Ka ny faniriana ho doria
Verse 3
G A Bm
Tonga tsy nantsoina avy ao anatiko ao
G A Bm
Nisy hery iray fitiavako anao
G A Bm
Sitraky ny Ray fa ho antsika amin’izay
G A Bm
Ny hitambatra olon’iray
G A Bm
Reko fa nanohina ilay antsonao
G A Bm
Nibitsika mangina ny foko
G A Bm
Tsy haiko nolavina fa hery iray
G A D
Izay nandresy ireo ahiahy
Tondrompeon'i Poopy hafa:Poopy Tondrompeon'i Ricky hafa:Ricky
Ndao Hihira (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Fampidirana C Am An An An An, an an an an D G An An An..An An An An Tonony 1 G C Am Na ianao sahiran-tsaina D G Sendra zava-tsarotra G C Am Aza de miferin'aina D G Ndrao vao maika mihaimotra Tonony 2 G C Am Manefe saina mijoro, D G Mafy sy matanjaka G C Am Ka reseo ny horohoro D G Dia meteza mba hitraka Fiverenana C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hira tsotra no hiraina C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hiran'ny fitiavana Tonony 3 G C Am Ny fifaliana mazana D G Tselatra f'hifarana G C Am Fa raha tianao ny hitana D G Ao am-po ny hazavana Tonony 4 G C Am Angalao mpanolokolo D G Ny finoana marina G C Am Fa izay rava eo mbola hisolo D G Andro hafa hifaliana. Fiverenana C Am Ndao hihira, ndao hihira D G Hira tsotra no hiraina C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hiran'ny fitiavana Tonony 5 G C Am Mbola ao koa ny mahory D G Hikitroan'aizina G C Am Tsy dia vaovao io akory D G Fa iobonan'ny miaina Tonony 6 G C Am Sao dia 'zay mangirifiry D G Tratrin'ny famoizana G C Am No hirario mba hikiry D G Tsy ho kivy, hanantena Fiverenana (2x) C Am Ndao hihira, ndao hihira D G Hira tsotra no hiraina C Am Ndao hihira, nda hihira D G Hiran'ny fitiavana
Tojo Anao (Bessa sy Lola)
Hiran'i Bessa sy Lola rehetra: Bessa sy Lola Intro (Tonalite: F) Em7b5 A7 Dm Bdim F/C C F C7 Tonony 1 (Tonalite F) F A7/Db Dm F7/A Tojo anao aho ka dia mirana Bb C7 F Afa-po fa tsy ho sahirana Em7b5 A7 Dm Hitady naman-kafa intsony G7 F/C C7 Satria ianao dia fiononana F A7/Db Dm F7/A Nihaino am-po ny fitarainako Bb C7 F Nahatsapa ny fanaintainako Em7b5 A7 Dm Nampisy lanja indray ny fiainako F/C C F Nampisy lanja indray ny fiainako Intro (Tonalite Bb) Am7b5 D7 Gm Edim Bb/F F Bb F7 Tonony 2 (Tonalite: Bb) Bb D7/Gb Gm Bb7/D Tojo anao aho ka dia mirana Eb F7 Bb Afa-po fa tsy hosahirana Am7b5 D7 Gm Hitady naman-kafa intso_ny C7 Bb/F F7 Satria ianao dia fitia__vana Bb D7/Gb Gm Nampahatsiahy, ny hadisoako, Eb F7 Bb Indrindra tamin'ny namonoako Am7b5 D7 Gm Fitia nitoetra tao am-poko Bb/F F Bb Fitia nitoetra tao am-poko Intro (Tonalite: C) Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C G7 Tonony 3 (Tonalite: C) C E7/Ab Am C7/E Tojo anao aho ka dia mirana F G7 C Afa-po fa tsy hosahirana Bm7b5 E7 Am Hitady naman-kafa intsony D7 C/G G Satria ianao fanantena__na C E7/Ab Am C7/E Na tsy fantatro aza ny androko F G7 C Na fohy na lava dia ho andriko Bm7b5 E7 Am Hiandrandrako ny masoandroko C/G G C Hiandrandrako ny masoandroko Outro Bm7b5 E7 Am7 Gbdim C/G G C Fa tojo anao aho ka dia mirana ----------------------------- Fitendry raha manaraka Nashville Number System Misy tonalite 3 ilay hira (F, Bb, C) Ny fomba fitendry mitovy Intro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim I/V V | I V7 Tonony: I III7 (1ere inv)| vi I7 (1ere inv) IV V7 | I viim7b5 III7 | vi ----------------------------------- II7 | I/V V (famaranana #1) I/V V | I (famaranana #2) Outro: viim7b5 III7 | vi7 bvdim I/V V | I
Mila Namana (Samoela)
Hiran'i Samoela rehetra: Samoela *: Bass ihany no tendrena Am7: x02010 D2/F#:2xx23x Em7: 02203x Tonony 1 Am7 D2/F# G Aza fantatro anie, ny adiresinao iny e Em7 Am7 D2/F# G F'hamangivangiko anao matetika ange Em7 Am7 D2/F# G Aza fantatro anie ny télephone nao iny e Em7 Am7 D2/F# G F'handaniako 25 unités amin’ny télécarte e Am7 D2/F# G F#* Em7 (2x) Tonony 3 Am7 D2/F# G Fa ny bikasoanao iny, dia tsy matiko lolo o Em7 Am7 D2/F# G Ny tsikitsikinao iny ihany koa, dia mandorondoro Em7 Am7 D2/F# G Ny hevitra ambaranao amiko ange, ohatran'ny mifonofono o Em7 Am7 D2/F# G K'izany ny nahatonga anah, hisary zoro aminao 'zaho e Fiverenana (2x) Am7 D2/F# G F#* Em7 Dia hikotikoty, dia hisavikavika Am7 D2/F# G F#* Em7 Dia hikitikitika, dia hisarisarika e Am7 D2/F# G F#*Em7 (2X) Tonony 4 Am7 D2/F# G Efa fantatro fa, misy fitiavana e Em7 Am7 D2/F# G Anatin’ny lohanao e, misy fikasana Em7 Am7 D2/F# G Anatin’ny fonao e, misy entana oa Em7 Am7 D2/F# G Amin'ny atin’ny akanjonao any e, mila namana oa Em7 Am7 Ny amin'ny atin’ny akanjonao any e, D2/F# G Em7 K'aza hodianao fanina 'zany an Fiverenana Em7 Am7 F'isika sy ianao no mitambatra anie, D2/F# G Em7 Hikatsaka ny fifaliana Em7 Am7 Dia ho tonga amin’ny tanjona irina oa, D2/F# G Ho eny amin’ny tanin’ny sambatra Tonony 5 Em7 Am7 Manao domy ny mpifankatia, D2/F# G ianao no mitelina ny double enina Em7 Am7 Manao ramy oa ny mpifakantia D2/F# G Tsy maninona hihafiko trefle e Fiverenana (2x) Em7 Am7 D2/F# G F'efa matotra tsara, ao amin'ny aradalana Em7 Am7 D2/F# G Tsy hanampiana ary tsy hanalana oa, f'efa matotra tsara e Famaranana (2x) Em7 Am7 D2/F# G F#* Em7 Ay Ay ie, ay ay la la la la Am7 D2/F# G F#* Em Ay ay ie, ay ay ia o Am7 D2/F# G F#* Em7 Ay Ay ie, ay ay la la la la Am7 D2/F# G F#* Em Ay ay ie, ay ay ia o
Ianao (‘Zay)
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay Tonalite: G Am7: x02010 F#m11:2x2200 B7 : x21212 C/G: 3x201x D/F#:2xx232 Em7: 0x2003 G6: 3x0030 G/B: x20033 Fampidirana G..C/G G C/G G F#m11 B7 Tonony 1 Em7 B7 Iny masoandro iny C G/B Na hilentika aza Am7 G/B Iny volana iny C D Na ho sarona aza Tonony 2 Em7 B7 Ho feno hazavana C G/B Ny androm-piainako Am7 G/B Rehefa ianao no Am7 D/F# G G-D/F# Eo ani_lako Fiverenana Em D/F# Am7 Toa ho rako-javona aman’e_rika G C/G G G6 C/G D/F# Am7-E Toa ho ra_tsy foana ny eritreritra Am7 G Am7 G/B C C-G/B Raha la_vi_tra anao Am7 B7 Em7 Raha toa ka tsy eo ianao C G/B Am7 Ka aza ilaozanao G/B Am7 G Inty aho anjakao Am7 B7 Ekeko tsotra izao Tetezana C G/B Am7, G/B Am7 G Am7 B7 Tonony 3 Em7 B7 Na ho levona aza C G/B Izao rehetra izao Am7 G/B Na tsy hisy intsony C D Ny ankoatrako sy ianao Tonony 4 Em7 B7 Ho feno dia ho feno C G/B Ny fiainako tontolo Am7 G/B Rehefa ianao Am7 D/F# G G D/F# No eo anila_ko Fiverenana (2x) Famaranana C G/B Am7 Ka aza ilaozanao G/B Am7 G Inty aho anjakao Am7 D G ...Ekeko tsotr' izao
Miandry Aho (Ambondrona)
Hiran'i Ambondrona rehetra: Ambondrona *: Bass ihany no tendrena Dm:xx0231 Fampidirana C Am C Am G*-A*-C* Tonony 1 C G Dm ...Niantso aho, nitady anao Am G C Niherika nitoditodika G Dm ...Maizina hody am’izay Am G C Efa handeha 'reo olona maro be Tetezana (C) G Dm ...Nikaroka aho, manahy sao Am G C Efa la-aasa ianao (C) G Dm ... Miandry_koa, tony ny fo Am G F Sao mba 'zaho no tonga aloha G ouh ouh ouh ouh Fiverenana C G C F ...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho Am G F G Hoe ianao efa eo, miandry ahy C G C F ...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa Am G F C Na amin’ny firy na amin’ny firy... miandry aho Tetezana C Am C Am G*-A*-C* Tonony 2 C G Dm ...Nipetraka_aho nitraka kely Am G C Ny orana aza no mitady hamely G Dm Am G C Naveriko ny antso-ooo, ts’isy valiny velively Tetezana (C) G Dm ...Taitra aho,sao tsy teo ianao Am G C Manontany tena ihany_aho (C) G Dm Sao mantsy koa,hafa kokoa Am G F Efa_olon-kafa indray no tonga aloha G Ouh ouh ouh ouh Fiverenana C G C F ...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho Am G F G Hoe ianao efa eo, miandry ahy C G C F ...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa Am G F C Na amin’ny firy na amin’ny firy... miandry aho Tetezanana C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho Am G F F-F-F ouh ouh ouh ouh Fiverenana C G C F ...Saika hitsena aho...Mba nanantena aho Am G F G Hoe ianao efa eo, miandry ahy C G C F ...Fantatro aloha,... tsapanao ihany koa Am G F Na amin’ny firy na amin’ny firy C F ........... miandry aho Famaranana C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C F ...Miandry aho C hmmm hmmm
Hatramin’Izao (‘Zay)
Hiran'i'Zay rehetra:'Zay Am/D: xx0555 C9: x3x330 C/E: 0x2010 D2/F#: 2xx230 sy xx455 (F#m7b5 no tena anarany) Dm7: xx0211 (* rehefa live dia Bm7b5 na Dm/B:x2323x) D7/F#: 2x3210 Em7: xx2033 sy 02x033 E7: 020130 Fmaj7': xx3555 Fmaj7: 1x3210 Gm7: 3x333x Fampidirina (2x) Am/D Em7 Fmaj7 (2X) Fmaj7' Em7 Fmaj7 D7/F#-D2/F#-G Tonony 1 C G/C C/F C Ho tsahiviko androany, ilay andro Am7 D2/F# G C/G-G Nandravana ilay fitiavantsika Dm7* E Am7 Tsy misy nety handefitra D2/F# G Samy nirintona Tonony 2 C G/C F/C C Dia tinapaka teo, ‘lay tantara Dm7 C/E F(add9) Nofaranana fa hoe G C Csus4-C Tsy anjara Tetezana Am/D Em7 Fmaj7 (2x) Am/D Em7 Fmaj7 D7/F# G Tonony 1/2 Fiverenana (2x) Fmaj7' Em7 Hatramin’izao aho tsy mety mino Dm7* E7 Am7 Fa hoe izaho sy ianao hifanadino Gm7 C9 Fmaj7 D7/F# Ka hizara ilay làlana G Ho sampanana Fmaj7' Em7 Hatramin’iny ka hatramin’izao Dm7* E7 Am7 Ny foko mbola tia anao Dm7 C/E F Saingy ho koboniko ho ahy samirery G C [C-Dm7-C/E] Satria fitia tsy an-tery. Solo...dia miverina fiverenana Fmaj7' Em7 | Dm7 E7 Am7 Gm7-C9 Fmaj7'-D2/F# |G Fmaj7' Em7 | Dm7 E7 Am2 Dm7-C/E F | G C [C-Dm7-C/E] Famaranana Dm7 C/E Fmaj7 Ho koboniko ho ahy samy irery Dm7 E7 Am7 Satria fitia tsy an-tery Dm7 C/E Fmaj7 C/E Dm7 Hokoboniko ho ahy sa_____my irery G C Csus4 Ka aleo ho ahy irery