Raha hitanao fa misy diso ilay “accord” dia andefaso mesazy (MP) ao amin’ny facebook (“Acoustic Gasy”), dia soraty ny” Lohateny – Mpihira” sy ilay accord heverinao tsy marina. Omeo koa raha azo atao ilay “accord” heverinao hanoloina azy. Misaotra indrindra e!
- 0248 TN (Samoela)
- 1+1=1 (Poopy sy Olombelo Ricky)
- Adalam-pitia (Mage 4)
- Aim-panahy (Bodo)
- Aina Miray (Bodo)
- Aingam-po (Njakatiana)
- Adin-tsaina (Mahaleo)
- Adin-tsaina (Rebika)
- Agnao (Oladad)
- Anao Tiako (Babaique)
- Aleo Aloha (Ambondrona)
- Alina (Lalatiana)
- Alina Mangina (Marion)
- Aloka (Johary)
- Amin’ny Fo (Johane)
- Ampy Izay (Mage 4)
- Anaro Aho (Njakatiana)
- Andriamanitra Avo (Dadah Rabel)
- Andro Ririnina (Mahaleo)
- Angolanao (Tovo J’Hay)
- Anilan’ny Tiana (Rossy)
- Anjara Tandrify (Rija Rasolondraibe)
- Anontanio Azy (‘Zay)
- Antso (Ambondrona)
- Any Malala (Rossy)
- Ao Ihany Ve (Romule)
- Ao Izy e (Mahaleo)
- Asio Siramamy (Mahaleo)
- Ataoko Akory (Bodo)
- Atolotro Anao (Kiaka)
- Avelao (Lalatiana)
- Avelao Hifaly (Bodo)
- Aza Hitserana (Mage 4)
- Aza Manadino Anay (Mahaleo)
- Aza Manitsaka (Njakatiana)
- Aza Milofika (Rebika)
- Aza Tsahoan’Ialahy (Lolo sy ny Tariny)
- Babo (Aina Cook & Tovo J’Hay)
- Bonbon Gasy (Lolo sy ny Tariny)
- Bonne Chance (Belahy)
- Bozy (Mahaleo)
- D’Efa Tia (Tovo J’Hay)
- Dada o (Joy K)
- Dila (Apost)
- Diso Lalana (Poopy)
- Diso Ve Aho (Tselatra)
- Ditra (Mahaleo)
- Ditsoka (Olombelo Ricky)
- Djarina Banou (Ejema)
- Donak’Afo (Levelo)
- Efa Ela (Dillie)
- Efa Ela (Mahaleo)
- Embona (Bekoto)
- Embona (Bodo)
- Embona (Joy K)
- Embona sy Hanina (Mahaleo)
- Ento Aho (Rebika)
- Eo Foana (Ambondrona)
- Fa Izay (Aina Cook)
- Fahavaratra (Mahaleo)
- Faka Vady (Rak Roots)
- Fantatro Fa (Njakatiana)
- Farakely (Dama)
- Faribolana (Mahaleo)
- Feno Anao (Marion)
- Feo Roa (Lalie & Nanie)
- Fiainan’Antananarivo (Dama)
- Fiainana Kely (Rija Ramanantoanina)
- Fianarantsoa (Mahaleo)
- Fihin-tananao (Tovo J’Hay)
- Fitia Madio (Rebika)
- Fitia Mangina (Farakely)
- Fitia Mifamaly (Nina’s)
- Fitia Nindramina (Kiaka)
- Fitia Sahala (Nirina sy Liva)
- Fitia Tsy Mety Ho Diso (Njakatiana)
- Fitia Vao Mitsiry (Mahaleo)
- Fitia Voarara (Poopy)
- Fitiavako An’i Mama (Erick Manana)
- Fitiavana Kely (Erick Manana)
- Fitiavana Mamiratra (Rija Ramanantoanina & Mbolatiana) – piano
- Fo Natolotro (Aina Cook)
- Fo Roa (Green)
- Foiko Manontolo (Mahaleo)
- Fony Isika (Dadah Rabel)
- Fy (Kiaka)
- Gadra (Iniah)
- Goa Naho Kepeke (Farakely)
- Goodbye My Friend (Mika sy Davis)
- Hafatra (Mage 4)
- Hafatra (Rossy)
- Hanaraka Anao (Mahaleo)
- Harmonia (Bessa sy Lola)
- Hatramin’Izao (‘Zay)
- Hatreto Ihany (Tovo J’Hay)
- Havagna Anao (Babaique)
- Hazo Midoroboka (Lolo sy ny Tariny)
- Hay Ve (Rija Ramanantoanina)
- Hiambesako (Lion Hill)
- Hiangavy Farany (Njakatiana)
- Hir’aina (Nanie)
- Hirahirantsika (Dillie)
- Hira Iray (Nono)
- Hira Tsotra (Tovo J’Hay)
- Hitalahoako (Tovo J’Hay)
- Ho Anjarako (Tovo J’Hay)
- Ho Antsika (Bodo sy Do Rajohnson)
- Ho Antsika (Do Rajohnson sy Lola)
- Ho Fanafody (Mahaleo)
- Ho Iray (Johane)
- Ho Iray (Mage 4)
- Ho Zaraiko Aminao (Olombelo Ricky)
- Ianao (Mahaleo)
- Ianao (‘Zay)
- Ianao Ilay Tsy Manan-Tsahala (Dadah Rabel)
- Ianao No Heriko (Bessa & Haingo)
- Iangalao Vaitra (Levelo)
- Iantrao (Mahaleo)
- Ilay Mahantra (Kiaka)
- Ilay Nosy (Mahaleo)
- Indray Hariva Izay (Eric Tahina)
- Inty Aho (Ambondrona)
- Iny Havako Iny (Olombelo Ricky)
- Iray Kilasy (Red Metal)
- Isekely (Mahaleo)
- Ity Hirako ity (Thiera Bruno)
- Izay Ratranao Dia Feriko (Erick Manana)
- Izao Re No Izy (Njakatiana)
- Izay Sitrako (Imagine)
- Izay Sisa (Tovo J’hay)
- Izy Nisaona (Aina Cook)
- Izy Roa Kely (Kiaka)
- Jamba (Mahaleo)
- Kalangita (Olombelo Ricky)
- Kamboty Velon-dray (Tarika Hasina)
- Kely Loatra (Njakatiana)
- Kiaky Ny Manina (Njakatiana)
- Lafatra (Mage 4)
- Lasa (Kiaka)
- Lasa Ny Mamba (Mahaleo)
- Lavitra (Eric Tahina)
- Lazao Azy (Tovo J’Hay)
- ‘Lay Toerana Mamy (Njakatiana)
- Madirovalo (Dama)
- Malahelo (Tselatra)
- Maloya (Erick Manana)
- Mamiko (Bodo) – Gitara
- Mamiko (Bodo) – Piano
- Manahiragna (Ejema)
- Manahy Aho (Mahaleo)
- Mandehana (Dillie)
- Mangahiahy (Bodo)
- Manembona (Mahaleo)
- Maratra Hambo-po (Mage 4)
- Maso Mifanojo (Dadah Rabel)
- Mason’ny Alina (Tsiakoraka)
- Maty Ilay Mpivarotena (Njakatiana/Bessa)
- Mba Tahio (Joseph d’Af)
- Mbola Fay (Lalie)
- Mbola Ho Avy (Erick Manana)
- Mbola Ho Avy (Tselatra)
- Mbola Kely (Kiaka)
- Meloka (Mahaleo)
- Meteza Ahatsiaro (Njakatiana)
- Miala Tsiny (Bessa)
- Miandry Aho (Ambondrona)
- Miandry Anao (Rija Rasolondraibe)
- Miaraka Aminao (Do Rajohnson)
- Mila Anao (Titi/Paris)
- Mila Namana (Samoela)
- Mila Rano (Erick Manana)
- Mimoza (Dama)
- Minisitera (Mahaleo)
- Mionona (Tselatra)
- Misaotra (Poopy)
- Mirary Soa (Rebika)
- Misy Andro (Tselatra)
- Misy Kalo (Tselonina)
- Mitia Mangina (Tarika Rindra)
- Mitraka (Sandra)
- Miverina Eto Amiko Ihany (Tovo J’Hay)
- Mivoleza (Parson Jacques)
- Mosoara (Bodo)
- Mosoara (Iraimbilanja)
- Mpilalao Fitia (Mbolatiana)
- Mpivahiny (Nanie)
- Naleoko Ihany (Olombelo Ricky)
- Naleoko Izy (Tovo J’Hay)
- Naleonao (Ambondrona)
- Namako Ianao (Mahajanga) – Rija Oelijaona
- Namana (Zopanage)
- Nandalo (Rebika)
- Mandigny (Tana Gospel Choir)
- Nantenaina (‘Zay)
- Napetrany (Olombelo Ricky)
- Ndao Hihira (Bessa sy Lola)
- Nefa Ny Anay (Aina Cook)
- Nenina (Mahaleo)
- Neny (Mahaleo)
- Ngoma (Shyn & Denise)
- Niandry (Tovo J’Hay)
- Nilaozany (Green)
- Niova (Njakatiana)
- Nipody Amin-bady (Njakatiana)
- Nivadika (Ambondrona)
- Nofiko (Nanie)
- Nofinofy (Mahaleo)
- Nofy (Lalatiana)
- Nofy (Rebika)
- Nofy Lalina (Tovo J’Hay)
- Nosy Milalao (Dama)
- Novonjenao (Joseph D’Af)
- Ny Akaikinao (Farakely sy Laza)
- Ny Anilanao (Jose sy Tahiana)
- Ny Anton’ny Hirako (Joseph D’Af)
- Ny Efitrao (Erick Manana sy Bodo)
- Ny Endrikao (Aloma)
- Ny Fitiavako Anao (Felaniary & Bodo)
- Ny Fitiavako Anao – Capo 5 (Njakatiana)
- Ny Fitiavako Anao (Njakatiana)
- Ny Fitiavantsika- Tendry Gasy (Randrantelo)
- Ny Fitianvaika – Tendry Tsotra (Randratelo)
- Ny Fo (Mahaleo)
- Ny Hafanana (Jeannot)
- Ny Lasantsika (Mahaleo)
- Ny Mifankatia (Bessa & Bodo)
- Ny Tena Fitia (Mahaleo)
- Ny Toaka (Jeneraly)
- Ny Vola (Kiaka)
- Omeko Anao (Alain Rabetrano & Farakely)
- Omeko Anao (Imagine)
- Omeko Anao (Johane)
- Ora Iray Tsy Miverina (Tempo Gaigy)
- Radio (Iraimbilanja)
- Raha Mankany Ialahy (Lolo sy ny Tariny)
- Raisiko Ho Ahy (Mahaleo)
- Rafahafahana (Mahaleo)
- Raha Mba Manana Elatra (Mahaleo)
- Raha Mbola Hiverina (Dillie)
- Raha Mbola Misy (Bessa)
- Raha Mila Fanampiana (Mahaleo)
- Raha Nofy (Poopy & Njakatiana)
- Raha Nofy (Poopy & Njila)
- Raha Sitrakao (Tsiakoraka)
- Raha Tsy Ho Eo (Mage 4)
- Rahoviana (Joseph D’Af)
- Rakoto Matiloha (Jerome Randria)
- Ranomasina (Anyah)
- Raozy (Dama)
- Rava (Samoela)
- Ravao Maria (Tselonina)
- Ravitoto (Tselonina)
- Ravorona (Dama)
- Ray Ambony (Rebika)
- Rehefa Any (‘Zay)
- Resinao (Bodo sy Njakatiana)
- Roa Ho Iray (Mage 4)
- Rovako (Kiaka)
- Ry Aiko (Farakely)
- Ry Foko (Bodo & Njakatiana)
- Ry Taniko (Bodo)
- Sabotsy Alina (Kiaka)
- Safidy (Bodo)
- Saingy Tiana (Rebika)
- Sambatra (Joy K)
- Sao Dia Ataon’Ialahy Hoe (Mahaleo)
- Sariaka (Dama)
- Sarine (Babaique)
- Saro-piaro (Ny Jihy)
- Satria (Bodo)
- Satriko (Imagine)
- Satry Foana (Tovo J’Hay)
- Satry Ihany (Dadah Rabel)
- Serana (Rija Ramantoanina sy Nanie)
- Soamalala (Rossy)
- Soamariaka (Parson Jacques sy Njakatiana)
- Solfezy (Mahaleo)
- Sombim-panampiana (Bessa)
- Sombinaiko (Bodo)
- Soratsoratra Esemesy (Lolo Sy)
- Tablier Manga (Lolo sy ny Tariny)
- Tady Vita Fatomaty (Lolo sy ny Tariny)
- Tafaray Samy Tia (Randratelo)
- Tamberina (Tovo J’Hay)
- Tamboho (Tsiakoraka)
- Tanalahy Ny Foko (Mahaleo)
- Tantano (Johane)
- Tantara Taloha (Aina Cook)
- Taraiky (Samoela)
- Taratra (Olombelo Ricky)
- Taxi-brosy (Dama)
- Te Ahita Anao (Tsiakoraka)
- Te Hiara Dia (Mage 4)
- Te Ho Soa (Johary)
- Te Mba Ho (Tovo J’Hay)
- Tefeo Ny Foko (Karmela)
- Tehina (Iraimbilanja)
- Tena Namana (Poopy sy Eric Tahina)
- Tena Tia (Nanie)
- Teny Mamy – Gitara (Tovo J’Hay)
- Teny Mamy – Piano (Tovo J’Hay
- Tia Aho (Zo Ryan)
- Tia Ka Tsy Mino (Fanja Andriamanantena)
- Tiako Foana (Johary)
- Tiako Hitoetra (Ambondrona)
- Tiako Ianao (Ivoara)
- Tiako Izy (Rebika)
- Tiana Ve (Mahaleo)
- Toa Azy (Tovo J’Hay)
- Tojo (Solo)
- Tojo Anao (Bessa sy Lola)
- Tokoa (Njakatiana sy Rija Ramanantoanina)
- Tolory Tanana (Poopy)
- Tonga Ny Alina (Mahaleo)
- Tongava Re (Mahaleo)
- Tontolo Faharoa (Ambondrona)
- Tovolahy (Tselatra)
- Tretrika (Olombelo Ricky)
- Tsaiky Joby (Mika sy Davis)
- Tsara Tso-drano (Dadah Rabel)
- Tsiaro (Aina Cook)
- Tsiaro Anao (Lalatiana)
- Tsiky Malefaka (Erik Manana)
- Tsisy Tsiny (Mahaleo)
- Tsy Adala Aho (Ambondrona)
- Tsy Afa Mandao (Tovo J’Hay)
- Tsy Anjarako Ianao (Lalatiana)
- Tsy Fantatro (Imagine)
- Tsy Ferana (Erick Manana)
- Tsy Foiko Ianao (Farakely sy Laza)
- Tsy Haiko Ny Tsy Hitia (Njakatiana)
- Tsy Hanadino Anao (Rija Rasolondraibe)
- Tsy Hanaiky Intsony (Tovo J’Hay)
- Tsy Hanam-pahataperana (Aina Cook)
- Tsy Hay (Ambondrona)
- Tsy Hisy Ve (Njakatiana)
- Tsy Hitambarako (BoyBlack)
- Tsy Irery Ianao (Dillie)
- Tsy Mahagaga (Aina Cook)
- Tsy Maintsy Tongako (Fascination)
- Tsy Misy Ny Doria (Mahaleo)
- Tsy Misy Toa Anao (Tovo J’Hay)
- Tsy Niriany (Tovo J’Hay)
- Tsy Rariny (Tselatra)
- Tsy Sahy (Imagine) – Piano
- Tsy Sahy (Kiaka)
- Tsy Sahy (Mage 4)
- Ty Foko Tia (Eric Tahina)
- Valiha Fararano (Jerome Randria)
- Valim-bavaka (Bodo)
- Valio Anie Aho (Dadah Rabel)
- Vanona (Tovo J’Hay)
- Veloma Ry Fahazazana (Mahaleo)
- Very Aho Akia (Johary)
- Vetivety (Green)
- Vetsovetsoko (Kiaka)
- Vinanto (Tirike)
- Vita Hatreo (Dadah Rabel)
- Voankazo Voarara (Mahaleo)
- Voasary (Dama)
- Volasoa (Dama)
- Vololona (Mahaleo)
- Voninkazo Adaladala (Erick Manana)
- Zakaranda (Lolo sy ny Tariny)
- Zanako Vavy (Mahaleo)
- Zava-miafina (Gahby)
- Zavavy (Iraimbilanja)
- Zaza Sary (Mahaleo)
Milay
salama zoky a! tena tiako daholo rehefa hira fidérana ee, ndrindra moa ka hoe “acoustic” le izy sady mety tendrena @guitare …!!!
tena misaotra anao tia mizara sy mampianatra ny mety e! tongava @ambony indrindra zoky aa…
Misaotra anao manaraka ny pejy hatrany e…tsy dia mahay mitendry hira fiderana maro ao fa ilay Joseph D’Af no ao…ary hisy Reko Fy & his Band atsy ho atsy
salama r’se a!
arahabaina aloha nahatratra izao taona vaovao ‘zao ‘ndray e!
tena mba mangataka hira evanjelika ry malala.tànana isany ato a; ohatra hoe: TDL , Rojo Ny Avo , Ny Mpitory sns ireny fa tena ilaina be a; toa hiran’izao tontolo izao aby mantsy no itako betsaka mameno lisitra ato!
…tena misaotra dieny mialoha e, matoky anareo ny @zay, ataoko fa samy tia midera an’Ilay Ray Mpahary Be Voninahitra daholo isika ato!
HOTÀHIAN’ANDRIAMANITRA ABY E!
Wow – tena marina tokoa izany….@ ity herinandro ity ao manitsy azy ary ho asiako video piano
Misaotra anao indrindra nampahatsiahy
Akory e…andraso fa asiana ka…mety ve raha joseph d’af…..ny hira fiderana ho avy dia Ny Ainga “fo toro toro”
Salama doly tsika reetra ato é. Mankasitraka feno ny nanorona anty acoustikgasy ti fa tena mzara fahalalana mints. Fa afaka mba ataonao ato ve lé hiran Do rajonhson “Fitia ho anao” ini. Mankasitraka é
Misy fanampiny kely, enw ve afaka mapianatra mints. Mba afaka maazo contact ve azfd
Misaotra e
…manao ahoan aby antsik ato ee!
tena mahafinaritra ity “acousticgasy” ity ry sakaiza a! manampy b eo amin’ny fianaran mitendr glita e, sad mitari_dàlana anay mbola osaosao eo amin’n fikarohana “accords” mifandraik amin’n hira tinendry ihan koa e!
misaotr betsak amin’n fanampianareo zoky be tompon’n ketrik ao ambon ao fa tena manampy anay zandry kel vao mianatr mamindra e!!! tsara b fa tohizo hatrany e!
rah toa k mety ry zoky b isany d mb asio lola :”Ray o” ,”tiako loatra enao” iren e; ny vazon’ny lola koa mants an’isan tena mahafinaritr e!!!
mirary soa aby eee!
Mankasitraka e…mahafinaritra ny mahalala hoe manampy ilay pejy..tohizy ny fitendrena. Andraso ho jerena ilay Lola
Tsara ilay pejy, mankasitraka! Mba mangataka an’ilay “Fitia Mangina” an’i Farakely! Misaotra!
Mazotoa daholo e!
Tena hira tsara iny…ho avy tsy ela
le hiran’ny Rija Rasolondraibe, Antsan’i Kristy, Joseph d’af, Past Jocelyn Ranjarison, TGC, GMMC, …
Akory e…efa misy Rija sy Joseph D’Af ao ka..mety hitombo any aoriana
ono oa ianao v mampianatra guitar, d aiza, d omeo num ra mety
Akory e – tena mizara tondrompeo sy fomba fitendry
Bjr, mangataka an’ilay hiran’i Joseph d’af Novonjenao
Vao vita ao ilay tondrompeo e…mazotoa
Mankasitraka sy misaotra betsaka fa tena manampy be dia be tokoa! Hoela velona! Saika mba hangataka ny hiran’ny tsiakoraka “Sendra” na ireo hirany maromaro azafady indrindra tompoko. Vao mianatra ny tena ka ireo no hira nahafinaritra hatrizay. Mankasitraka sy misaotra mialoha ary mahereza tompoko.
Misaotra e…….ho avy
Mba mangataka. Namana-tsiakoraka azafady ..
Ho avy e
akory aby. azfd indrindra saik mb anutany we in kay le A B C D E F G azfd? sa v le note reo? A=Do B=re C=Mi sns … G# = Si# ? mba mila valiny
Akory e – naoty ireo…jereo ato
https://acousticgasy.com/tsara-ho-fantatra/naoty-do-sa-re/
ABCEDEFG notification anglophone, A = la, de mitohy. B = Si; C : DO ; D = re ; E = mi ; F = Fa ; G = Sol ; A = La…..
mb mangataka Jeneraly- toaka azafady
Ho avy e
Salama.,
Mba asio gadona ankehitsiny azafady raha azo atao, ohatra: Mr Sayda, Tann’ Faya, Thiera kougar, Arione Joy, …..
Mba mangataka : Theo Rakotovao, Thiera Bruno,
Akory e….marina tokoa fa hira somary efa elaela no ato…ireo koa angamba ny nahalehibe dia izay antony…raha misy hira vaovao tianareo dia omeo ilay lohateny dia jerena e…na koa omeo ilay tondrompeo ho zaraintsika @ maro